Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

IFM – « Varavarana » : seho « cirque » miavaka

$
0
0
Seho matotra, miavaka ary manan-karem-pamoronana. Izay no azo ilazana ny hitranga rahampitso tolakandro, etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely. Fampisehoana « cirque » izy ity ary iarahana amin-dRazafindrakoto Tantelinirina sy Rakotondrazafy Alison. Samy mpanakanto ao amin’ny kaompania mpanao « cirque », L’Aléa des possibles izy ireo, saingy ny iray, tia mandihy ary tena milona ao anatin’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503