![]()
Mitohy hatrany ny lalana ! Mbola azo antoka ny fipetrahan’ny lazan’ny AmbondronA, ao anatin’ny taona maro misesy. Niavaka sady nahitam-pahombiazana mantsy ny seho nanakatonana ny faha-15 taona. Vao avy notolorana ny fankasitrahana « Fampisehoana mendrika indrindra », nandritra ny « RDJ Mozika 2016 » ry zalahy… Mbola voaporofo indray izany, raha ny hita taratra nandritra ny seho nataon’ny tarika AmbondronA […]