Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Anosivola Mahitsy : mitaky ny marina momba ny taniny ny foko Manendy

$
0
0
Mitaky ny marina amin’ny mpitondra ny taranaky ny Manendy ao Mahitsy momba ny fibodoan’ny fikambanana vahiny ny tanin’ny razany ao Anosivola. Nambaran’ny mponina fa tany misy ny rovan’ny mpanjaka nipoiran’ny foko Manendy sy ny fasany io toerana nalaina hampiasaina mandritra ny 25 taona io. “Sakanany tsy hiditra ao izahay tompon-tany sady otainy fady ny faritra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503