Rotary Club Mahamasina : deux concerts de levée de fonds
Depuis douze ans, le Rotary Club Mahamasina organise, chaque année, des spectacles dans le but de récolter des fonds afin de financer ses œuvres sociales. Cette année, le thème choisi est la protection...
View ArticleFanampiana ny any atsimo : hanolotra rindrankira i Joeda
Ho fanohanana ny asa fitoriana ny Filazantsara sy ny asa fampandrosoana ataon’ny FJKM Atsimon’Imahamasina hiadiana amin’ny kere sy fahantrana any Tsihombe, hanolotra rindrankira ara-pilazantsara lehibe...
View ArticlePiment Café : namelona indray ireo « folksongs » ry Jonny R’Afa
Fihaonan’ny tia sy ny manina… Tafaraka nandritra ny « cabaret » tetsy amin’ny Piment Café Behoririka, ny alin’ny alarobia teo, ireo mpankafy ny « folksongs ». Nanome voninahitra an’i Bob Dylan, izay...
View ArticleNosy Be : ho fahatsiarovana an’i Volazara ny « Donia » andiany faha-23
Nalaza tamin’ny vako-drazana antakarana, indrindra ny jijy i Volazara. Nampita tamina mpanakanto maro izany vakoka izany izy, ka anisan’izany ireo mpanakanto marobe nomen’ny « Festival Donia » sehatra...
View ArticleFaritra Analamanga : mpianatra sy skoto 1.500 efa nitsidika ireo vakoka
Efa nahatratra 1.500 ny mpianatra sy skoto nitsidika ireo vakoka manan-tantara eto Antananarivo, hatramin’ny niandohan’ny tetikasa “Classe patrimoine”, hetsika maimaimpoana karakarain’ny Ofisim-paritry...
View ArticleLampogno Agnalanjirofo : hiaka-tsehatra ny tarika Nantenaina
Efa eto an-tanindrazana i Nantenaina. Fanambiny rahateo ny hampita ny kanto sy ny fanabeazana ho an’ny Malagasy rehetra. Raikitra fa hanafana ny lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona 2016 ao...
View ArticleMalaza eran-tany… : ho feno 10 taona ny tarika 3Ma misy an-dRajery
Talenta tafaray! Teraka ny tarika 3Ma izay handia ny faha-10 taona. Efa nahazo fahombiazana teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena maro… Eo am-panomanana ny fankalazana io tsingerin-taona io izy ireo....
View Article« Mada Festival Music Tour » : hisedra voalohany ny Coliseum i Jirah
Mitohy hatrany ny lalana ho an’i Jirah. Fantatra mantsy fa anisan’ireo mpanakanto nantsoina hanafana ny « Mada Festival Music Tour », izay hotontosaina rahampitso alahady 8 mey, manomboka amin’ny 10...
View Article« Adisanina copain » –« Miara-mifety jiaby » : soa ifampizarana ho an’ny rehetra
Mbola ao anatin’ny fankalazana ny faha-10 taon’ny Scoop Digital, mitohy ny fitetezam-paritra amin’ny fanatontosana ny « Miara-mifety jiaby » sy ny namoahana ny sarimihetsika « Adisanina copain ». «...
View ArticleIs’Art Galerie : maneho ny fahitany ny any « Atsimo » i Rijasolo
Taorian’ny tao amin’ny Institut français de Madagascar, ny volana janoary teo, hita eny amin’ny Is’Art Galerie, eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo, indray ny « Atsimo », angon-tsaripika an’i...
View ArticleFestival Music Tour : Jirah, une grande première
Pour la première fois, la chanteuse tropicale Jirah montera sur la scène du Coliseum d’Antsonjombe, demain, dans le cadre de «Mada festival music Tour». Elle sera en tête d’affiche avec des grosses...
View ArticleAprès une tournée en Europe : Stéphanie ne manquera pas de surprendre
Après le succès de sa tournée européenne dans le cadre de «Gasy ka manja live tour 2016», Stéphanie nous surprendra avec un nouveau clip, «Tsara mama» à partir de cette semaine, ainsi que de nombreux...
View ArticleImaginarium : quand la BD rime avec l’écologie
Idah Razafindrakoto s’illustre à l’«Ivon-toeran’ny kolontsaina Malagasy» (IKM) à Antsahavola à travers son exposition baptisée «L’Imaginarium à Antananarivo». Une dizaine de planches de bandes...
View ArticleTower : « Notre musique prône l’ouverture »
Discret mais actif, le groupe Tower a donné un concert mémorable, samedi dernier au Cercle germano-malagasy (CGM) à Analakely. Le quartet a annoncé une tournée nationale dans quelques mois. Tower, ce...
View ArticleCEMDELAC : Mirhay chante pour la paix
Sobrement intitulé «Miray aina», le deuxième album du groupe Mirhay vient de sortir dans les bacs en fin de semaine. Pour l’occasion, il a donné un concert de promotion au Cemdelac Analakely, samedi...
View ArticleKanto an-dalambe : makotroka ny « Festival Zegny’Zo »
Volan’ny kanto an-dalambe, ity volana mey ity. Tsy eto an-dRenivohitra ihany io fa hatrany Antsiranana any koa. Nanomboka, omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 14 mey izao ny « Festival Zegny’Zo », azo...
View ArticleImerintsiatosika : raikitra ny Lundi de Pentecôte « Tsinjaka be »
Goavana ny seho ! Hiaka-tsehatra ao amin’ny kianja Fanantenana Imerintsiatosika, ny Alatsinain’ny Pantekôty ho avy izao, i Willy sy Elodie (Allô Allô). Mpanakanto samy havanana tanteraka amin’ny hira...
View ArticleNosy Be : nosokafana tamin’ny lanonana maro sosona ny « Donia »
« Carnaval » mamakivaky ny tanàna… Raha mbola eto Madagasikara, Nosy Be ihany hatreto no tena mahay mampiaina izany. Manamarika hatrany ny fanombohan’ny “Festival Donia” io, isan-taona. Vitsy kokoa...
View ArticleVakoka iraisam-pirenena : ampahafantarina ny zava-tsoa azo avy aminy
Manamarika fotoan-dehibe telo ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny fiarovana ny trano sy toerana manan-tantara ary ny vakoka. Nankalazaina ny 18 avrily teo ny Andro eran-tany ho an’ny trano sy...
View ArticleFestival de Nosy Be : le ton est donné pour Donia 2016
C’est parti pour la 23è édition du festival Donia de Nosy Be. Le très attendu carnaval d’ ouverture a, comme à l’accoutumée, marqué le pas dans une ambiance très chaude. Les petites prestations de...
View Article