Boky sy antsa tononkalo : hanolotra ny « Vaovao mahafaly » i Avelo-Nidor
Fahasahiana milaza ny zava-misy amin’ny alalan’ny asa soratra! Anisan’ny mampiavaka an’i Avelo-Nidor io rehefa mby ao aminy ny aingam-panahy. Tsy manalavitra izany ireo tononkalo 77 voarakitra ao...
View Article« Festival Donia »- Nosy Be : vita ilay sekoly ho an’ny mozika, nofinofy efa ela
Ela ny ela… Efa ampolon-taona no naniry ny hanangana sekoly fampianarana mozika ao Nosy Be ny Cofestin. Tontosa, ary hotokanana mandritra ny andiany faha-23, ny 11 hatramin’ny 15 mey izao izany....
View ArticleIFM – Fabrice Lambert : hanolotra soradihy roa
Tsy an-kiato ireo hetsika ara-kolontsaina samihafa ao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely. Taorian’ny Rencontres du film court (RFC) andiany faha-11, izay nahitam-pahombiazana,...
View ArticleLivres : Avelo-Nidor prêche la bonne nouvelle
En collaboration avec le cercle Faribolana Sandratra, l’écrivain Avelo-Nidor présentera officiellement son troisième livre intitulé «Vaovao mahafaly», demain, à la Tranompokonolona Analakely. «La...
View ArticleM’kolosaina : un concours de films courts à l’université
Chaque mois, le Centre de ressources des arts actuels de Madagascar (Craam) organise de nombreux activités qui répondent à un thème spécifique, dans le cadre du festival M’Kolosaina. Ainsi, ce mois...
View Article« Salon de l’agro alimentaire et de la cuisine » : andrasana ireo mpanjifa...
Mitohy hatramin’ny alahady izao, ny hetsika momba ny sakafo sy ny lakozia na “salon de l’agro alimentaire et de la cuisine” etsy Mahamasina. Andiany fahenina ity hetsika ity izay tokotany be ahitana...
View ArticleRock : hiverina amin’izay ny Apost
Elaela tsy tazana an-tsehatra ny tarika Apost. Fantatra kosa izao fa hiverina tsikelikely amin’izay ny tarika, ka hisantarana izany ny etsy amin’ny Amitié Fandian Ankadindramamy, anio , manomboka...
View ArticleCapital Feeling : nafana ny fanamarihana ny Andron’ny dihy
Niompana tanteraka tamin’ny tontolon’ny dihy ny ankamaroan’ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-javakanto notontosaina omaly, teto an-dRenivohitra sy tany amin’ny tanàn-dehibe hafa. Nomarihina, omaly,...
View Article« International jazz day » 2016 : any Miarinarivo ny Jazz Club CGM
30 avrily, « International jazz day » na Andro iraisam-pirenena ho an’ny mozika jazz. Manamarika izany any Miarinarivo Itasy ny tontolon’ny jazz eto Madagasikara. Toy ny tamin’ny taon-dasa,...
View ArticleAmbondrona : le Coliseum était en apothéose
Le Coliseum d’Antsonjombe n’était pas assez suffisant pour contenir les fans du groupe Ambondrona, hier. En effet, dans le cadre du 15è anniversaire de scène, le groupe a encore su démontrer qu’il...
View ArticleRendez-vous 2016 : Lôla a enflammé Antsahamanitra
Même si plusieurs grands spectacles ont été au rendez-vous le week-end dernier, celui de Lôla qui s’est déroulé hier à Antsahamanitra a aussi séduit le public, son public. L’amphithéâtre a été rempli...
View ArticleHisy vokatra vaovao : hiverina indray ry Raberanto
Vaovao lehibe ho an’ireo mpankafy ny mozikan’ny taona 80 ! Fantatra izao, fa hiverina eo amin’ny tontolon’ny mozika indray ny tarika Raberanto, rehefa nangina aman-taonany maro. Antony maro no tsy...
View Article« Gasy Bulles 2016 » : mbola misokatra ny fifaninanana BD
Ho volan’ny tantara an-tsary na « bande dessinée » io volana jona ho avy io. Ho an’ny « Gasy Bulles », « festival » lehibe indrindra eto amintsika miompana tanteraka amin’ity zavakanto ity, efa...
View ArticleSarimihetsika « Vola 7 » : ho fantatra izay hiafaran’i Vola
« Vola », andian-tantara feno disadisa sy fitaintainana ! Hivoaka, rahampitso manerana ny Nosy ny kapila mangirana mirakitra ny andiany farany. « Ho fantatra amin’io kapila mangirana « Vola 7 » io ny...
View ArticleFestival du rire : la deuxième édition prend de l’ampleur
La deuxième édition du festival du rire se déroulera du 17 au 21 mai au cercle germano-malagasy (CGM) Analakely. Par rapport à l’année dernière, plusieurs spectacles sont prévus au programme, notamment...
View ArticleM’kolosaina : après le cinéma, place au street art
Jalonné de découvertes artistiques et culturelles, l’événement M’Kolosaina poursuit son chemin. Après le 7è art au mois d’avril, l’université d’ Antananarivo va vibrer sous les couleurs du «street...
View Article« Solo Dance » à La Reunion : Madagascar part favori
Après un stage de formation en janvier dernier, la délégation du Conseil indépendant des sports de danse (Cid Madagascar), conduite par Rijamanitra Randrianarisoa, s’envolera pour l’île de la Réunion...
View ArticleTonga an-tanindrazana : hanome voninahitra an’i Bob Dylan i Jonny R’Afa
Maniry te hizara… Tonga eto an-tanindrazana, ary manana tetikasa maromaro tiany hozaraina amin’ny maha mpanakanto azy i Jonny R’Afa. Ho solon’ny fifampiarahabana sy hihaonany sahady amin’ireo mpankafy,...
View ArticleTarika Christophe Ratrema : 25 taona ny Safif FJKM Salema Vaovao
Hiavaka ny fanamarihana ny faha-25 taon’ny sampana Fifohazana (Safif) avy ao amin’ny FJKM Salema Vaovao 67 ha. Jobily volafotsy marihina amin’ny alalan’ny sakafom-pifaliana hotontosaina eny amin’ny...
View ArticleJonny R’Afa au pays : du show sur fond d’exposition
L’artiste multidisciplinaire Jonny R’Afa est actuellement dans nos murs. Il donnera un cabaret, ce soir, au Piment Café à Behoririka et parallèlement, exposera quelques-unes de ces œuvres artistiques....
View Article