Prix art contemporain Paritana : le concours est lancé
Pour la promotion de l’art contemporain, cette année, l’association Paritana lance le «Prix art contemporain Paritana». Les inscriptions sont déjà ouvertes depuis le 16 juin et prendront fin le 1er...
View ArticleAtrikasa « Valiha Mikalo » : fampianarana mitendry valiha miaraka amin’ny...
Tsy vanim-potoan’ny « Mitady ny very » intsony isika izao… Raha variana loatra amin’io isika, ilaozan’ny firenen-kafa. Efa ao amin’ny Malagasy tsirairay ny very, saingy mila fohazina sy...
View ArticleMois du Ramadan : Nalisoa Ravalitera et Rajery primés par l’Institut Ravinala
Dans le cadre du mois du Ramadan, l’Institut Ravinala a organisé une soirée Iftar, le 22 juin dernier, à l’hôtel Ibis Ankorondrano. A titre d’explication, l’Iftar est le repas qui est pris chaque soir...
View ArticleJasmine : «Divertissement et éducation vont de pair»
Zo Hariniry Ravelojaona, alias Jasmine, est la femme du magicien Jasmin. Ensemble, ils ont monté une équipe dont le but est d’éduquer les enfants à travers le divertissement. Selon l’artiste, les...
View ArticleFestival Stritarty : une grande première à Antsiranana
Après le festival Zegny’Zo au mois de mai, la capitale de la région Diana va accueillir, du 3 au 12 octobre prochain, la première édition de «Stritarty», un festival consacré aux arts urbains. «La...
View ArticleHosodoko : namorona ny « Lovakolo » i J A Ravelona
Toy ny efa mikoriana ao anaty rany ny fanehoany fihetseham-po momba ny vakoka. Nipoitra avy ao amin’ny fianakaviana mpahay asa tanana rahteo i Jean Andrianaivo Ravelona… Teraka ny “Lovakolo”!...
View Article“Festival des baleines” : nasongadin’ny diabe ny fiarovana ny tontolo iainana
Tontosa ny alahady tolakandro teo ny diabe na “carnaval” andiany voalohany, anisan’ny manamarika ny “Festival des baleines”, any Sainte-Marie. Anisan’ny nisongadina ny nanentanan’ny mpandray anjara,...
View ArticleZama : la diaspora, ambassadeur de Madagascar
Après les Rencontres nationales sportives (RNS), «Zanak’i Madagasikara Ampielezana» (Zama) voit le jour pour rameuter, du 6 au 10 juillet prochain, à Aix-en-Provence, la diaspora malgache dispersée...
View ArticleMode – mialy seheno : « Je veux professionnaliser la filière»
Mialy Seheno fait partie des stylistes malgaches qui brillent à l’étranger. Résidant en France, plus précisément à Lyon où elle a ouvert une boutique, elle est actuellement de passage au pays et...
View ArticleAmboaran-kira sy Orimbato Ambatonakanga : hanjaka ny fampiaraham-peo
Fifanakalozana sy fifampizarana traikefa. Hetsika efa fanaon’ny Amboaran-kira Vinany Tempoly Malala ny fiaraha-mihira amina antoko mpihira hafa. Amin’ity taona ity, ny Orimbato Ambatonakanga no...
View ArticleRakoto Frah Junior – 15 taona : hovaliana soa ireo mpianatra sodina
Hiavaka ny fanamarihan’ny tarika Rakoto Frah Junior ny faha-15 taona niorenany, amin’ity taona ity. Hisongadina kokoa ny fizarana ilay zavakanto, vakoka anisan’ny mampiavaka antsika malagasy : ny...
View ArticleFanja Andriamanantena : bientôt un cabaret
Dans le cadre de la célébration de ses 50 ans de scène, Fanja Andriamanantena ne cessera de se produire, notamment, en animant des cabarets que ce soit à Madagascar ou ailleurs. Ainsi, elle sera de...
View ArticleAnosimanjaka : l’Alahamady ignoré par le ministère
La célébration de l’Alahamady ou le Nouvel an malgache a été effectuée au village d’Anosimanjaka, hier, pour marquer la 441ème année du calendrier malgache calqué sur l’année lunaire arabe par...
View ArticleMille Feuilles : « S’aimer soi-même » avec Bianca Manikam
Depuis sa rénovation, la librairie Mille Feuilles, sise à Behoririka, accueille plusieurs activités qui contribuent à la promotion, non seulement de la lecture et de la littérature, mais aussi des...
View ArticleLivre : le passé d’Alphonse Rakotonirainy resurgit
40 ans après le crash d’un hélicoptère à Ankazomiriotra, conduisant la mort de 7 personnalités politiques, dont le lieutenant-colonel Alphonse Rakotonirainy, le flou plane toujours autour de la cause...
View ArticleAko Miantefa : pour la promotion de la valiha
Avis à tous les amateurs de valiha. A travers le projet «Valiha mikalo», l’association Ako Miantefa propose un atelier sur cet instrument de musique typiquement malgache, à partir du 11 juillet...
View ArticleTalenta misandratra : mivoy ny gadon’ny ranomasimbe Indianina i Avotra
« Mampiasa fitaovana nentim-paharazana avy eto an-toerana toy ny korintsana, valiha , marovany, sy ny avy any amin’ireo Nosy manodidina, toy ny kayamb sy maracass-maloya avy atsy La Réunion, ary ny...
View ArticleTaom-baovao Malagasy : « Zava-dehibe ny nahitana ny maro »
Ny 5, 6 ary 7 jolay teo no nankalazana ny Taom-baovao Malagasy teny Anosimanjaka. Anisan’ny nisongadina teny an-toerana ny lahateny nataon’ny avy ao amin’ny komity mandinika ny fanisana andro nilaza...
View Article« Zama Aix » : hanafana ny fihaonamben’ny Malagasy i Gwen R.
Gwen Rakotovao, The Dizzy Brains, Fenoamby, mpanakanto samy manana ny maha izy azy ary samy mitana ny fototra maha malagasy. Izy ireo no hiara-hanafana ny « Best of Zama », fampisehoana tafiditra ao...
View ArticleFrankofonia : anehoana ny maha Malagasy
Fotoana iray anehoana ny maha Malagasy antsika ny fahatongavan’ireo vahiny marobe, samy avy any amin’ny firenena mampiasa ny teny frantsay, na ity tenim-pirenena ity aza no tena mampiray eto. Izay...
View Article