Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teatra : ho entina an-tsehatra ny “Ilay fitia tsy mipaka”

Ao amin’ny Tranompokonolona Analakely aloha no sehatra misy ho an’ny teatra. Fantatra fa hanomboka amin’ny alahady 3 jolay izao, amin’ny 3 ora tolakandro, ny fampisehoana teatra ao amin’ity toerana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Indonésie : le chargé d’affaires décoré

Arrivé au terme de sa mission, Artanto Salmoen, le chargé d’affaires indonésien à Madagascar, s’est vu remettre une distinction honorifique, hier, au ministère des Affaires étrangères à Anosy. Pendant...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Festival T-movie award : des activités pour la prochaine édition

Avis à tous les passionnés du 7ème art ! L’association T-Movie organise la première édition du salon du cinéma intitulé «Festival T-Movie award», du 30 juin au 3 juillet prochain, au CEMDLAC Analakely....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpanakanto tanora : mamelo-maso ny basesa i Freddy

 Basesa, sady gadona no fomba fandihy ary fihira anisany mampiavaka ny Betsimisaraka. Anisany hanasongadina izay i Freddy. Vonona ny hanohy ny tsy vitan’ireo zoky teo aloha i Freddy. Mpanakanto tanora...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sarimihetsika : nodimandry i Bud Spencer

Be vatana fa tsy be resaka. Tsy misy maharesy ary tendan-kanina… Izany no tena ahatsiarovan’ny rehetra an’i Bud Spencer. Nodimandry ny alin’ny alatsinainy teo ity mpilalao sarimihetsika malaza...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Opéra Bouffe : l’intégralité de «La vie parisienne» à l’IFM

Les 9 et 10 juillet prochains, le groupe Laka Ensemble interprétera l’intégralité de l’opérette « La vie parisienne » de Jacques Offenbach à l’Institut français de Madagascar (IFM) Analakely. Dirigée...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Terak’Imerimanjaka : ho fantatra bebe kokoa ny momba ny vazimba

Nijanona hatreo amin’ny angano sy « honohono » fotsiny hatramin’izay ny momba ny vazimba sy ny tontolony. Ho fanarenana izay sady ho fampahafantarana ny tantara, mikarakara velakevitra ny fikambanan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Bel Avenir : nasongadina ny « Maha izy azy ny Malagasy »

« Ny maha izy azy ny Malagasy eo amin’ny lafiny kolontsaina ». Niompana tamin’io lohahevitra io ireo hetsika samihafa (seho, atrikasa, famelabelaran-kevitra sy adihevitra, sns) nokarakarain’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Festival T-Movie Awards 2016 : hotsikafonina ny tontolon’ny sarimihetsika eto...

Mbola lavitra ny ezaka… Antony iray mandrisika ny fikambanana T-Movie, hitondra aina vao hatrany ho an’ny sarimihetsika malagasy izany. Efatra andro hatokana ho an’ny sarimihetsika. Hanomboka ny 30...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

CNCF : c’est reparti pour un tour de chant

Afin de déceler les nouveaux talents et de promouvoir la langue française, l’Alliance française lancera, bientôt, la 5ème édition du concours national de la chanson française (CNCF). Dans cette...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

«Wrong Connection» : à l’affiche au festival Fickin

«Wrong connection», le court-métrage produit et coréalisé par Colin Dupré et Ando Raminoson n’en finit pas de faire parler de lui. Il y a quelques mois, il a fait le «buzz» sur la toile et aux...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Festival des baleines » : homena lanja ny asa tanana

Mahakasika sehatra maro (toekarena sy fihariana, kolontsaina, fiarahamonina) ny « Festival des baleines », hotanterahina any amin’ny Nosy Boraha (Sainte-Marie), ny 2 hatramin’ny 10 jolay izao. Eo,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Atsy La Réunion Hisehatra amin’ny « Kréol tour » i Sandr’yah

« Kréol tour », anisan’ny hetsika manomboka fanta-daza aty amin’ny ranomasimbe Indianina satria, araka izany anarany izany, enti-mikolokolo sy maneno lanja ny mozika any amin’ireo Nosy mampiasa ny teny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Randriamanantsoa Bernard (Ndretsoa) : « Simbain’ny krizy politika ny asa...

Mpanao asa tanana sady mpivarotra izany eny amin’ny « Art malagasy » sampanana Ambohitrimanjaka. Randriamanantsoa Bernard, fantatry ny olona maro amin’ny anarana Ndretsoa. Efa ampolo taona niaina sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mivoy ny gadona gasigasy akostika… : miresaka ny fiarahamonina amin-kira...

« Fa Rasoa e e e… ». « Sahia ho maodely » ny tena lohatenin’ny hira, saingy izay fiverenany izay no tsy afaka am-bavan’izay maheno ilay hira. “Iza no manao izany hira izany?”, hoy hatrany ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

T-Movie Award : la question de financement d’un film évoqué

Le festival T-Movie award a débuté, hier, au centre culturel malgache (IKM) à Antsahavola. Au menu, des conférences avec la participation de plusieurs professionnels du métier.  Mais le sujet qui...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Album : Nataly Andria dévoile « Covered, The remix EP »

Elle enrichit sa carrière. C’est ce que l’on peut dire de la finaliste du concours pazzapa, Nataly Andria, qui vient de dévoiler son nouvel EP (Extended Play), un disque  intitulé «Covered, The remix...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Anosimanjaka : l’« Alahamady » se prépare

Les Zanadranavalona, descendants de Nenibe Ranavalotsimitoviaminandriana, vont célébrer l’Alahamady, Nouvel an du calendrier traditionnel malgache, du 5 au 7 juillet prochain, suivant une pratique...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Institut Ravinala : nankasitrahana Rajery, Nalisoa Ravalitera…

Tontosa ny 22 jona lasa teo ny fiaraha-misakafo noho ny “Iftar” ho an’ny Institut Ravinala, tetsy amin’ny Ibis Hôtel. Fiaraha-misakafo izay nanamarihana ny fiafaran’ny ramadany izy ity, nanasana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Zavakanto ankehitriny : “Paritana”, sehatra hisongadinan’ireo mpanakanto

Anisan’ny tanjon’ny fikambanana Paritana ny fampiroboroboana ny zavakanto ankehitriny, eto Madagasikara. Antony iray nahatonga ny fikambanana hikarakara ny fifaninanana “Paritana” izany, mba ho sehatra...

View Article
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live