Kianjan’ny kanto : hisokatra ny “cabaret ô Rakoto”
Tsy toeram-pialamboly vaovao akory ny Kianjan’ny Kanto etsy Mahamasina. Efa mpandray hetsika ara-javakanto samihafa, ary ambohipihaonan’ny mpanakanto sy ny mpankafy hatrany izany. Hivelatra bebe kokoa...
View ArticleFampisehoana tokana : eto an-tanindrazana i Rolland Raëlison
« Malagasy ianao », ankoatra ny maha lohatenin-kira azy, io ihany koa no nosafidian’i Rolland Raelison ho lohatenin’ilay seho tokana hotontosainy amin’izao fandalovany eto an-tanindrazana izao....
View Article« Soirée des artistes » : hampiaraka talenta i Tsoutsou sy Amb’Gadona
Ny iray manan-talenta amin’ny hairaha ara endrika aman-bika. Ny faharoa kosa, tarika andalam-pametrahana ny anarany eo amin’ny tontolon’ny mozika. Hampiaraka azy ireo, mandritra ny andiany faharoa...
View ArticleTratry ny tsy fahasalamana… : antso tolo-tanana ho an-dRandrenja
Mitana anjara toerana goavana eo amin’ny fampiroboroboana ny sarimihetsika malagasy Randrenja. Ny sokajin-taona rehetra, mahafantatra azy avokoa. Mandia tsy fahasalamana izy ankehitriny. Misy ny...
View ArticleSoirée des artistes : Tsoutsou et Amb’Gadona à l’affiche
La deuxième édition de la Soirée des artistes se tiendra, samedi, à partir de 19h30 au Little Hennessy au Pack Yellow Café Ivandry. Cette fois-ci, les organisateurs ont choisi de mettre à l’affiche la...
View ArticleNosy-Be : la culture, un levier de développement
Nosy-Be est l’une des destinations les plus prisées à Madagascar, principalement à cause de ses belles plages. Mais actuellement, l’office régional du tourisme à Nosy Be projette d’élargir ses...
View ArticleTaolagnaro : hiverina ny « Festival Sambaraha »
Nangingina tao anatin’ny taona vitsivitsy… Hiverina indray ny « Festival Sambaraha » raha ny fanazavan’ny federasiona « Hoavinign’Anosy », mpikarakara ity hetsika ity. Andiany fahadimy tontosaina ao...
View ArticleAngano amin’ny teny malagasy sy frantsay : hamoaka boky efatra Rabenandrasana...
Tafiditra ao anatin’ny « Herinandron’ny frankofonia », hamoaka boky efatra mirakitra angano malagasy, voasoratra amin’ny teny malagasy sy teny frantsay, Rabenandrasana Lalao François. « Zazavavy soa...
View ArticleRandrenja : un appel à solidarité lancé jeudi dernier
Le producteur, réalisateur et acteur Randrenja, de son vrai nom Gérard Razafindrakoto, est gravement malade actuellement. En plein combat contre un cancer de l’intestin, il a besoin d’aide et de...
View ArticleExposition : Mat Li donne ses « Visions »
Une grande première pour Mat Li ! Ce photographe professionnel a toujours su donner son point de vue, sa vision à travers ses clichés. Décidé de les présenter au grand public, il effectuera une...
View ArticleTv5 Monde – Sommet de la francophonie : une programmation éclectique
La Grande île vibrera aux couleurs du XVIe Sommet de la Francophonie, du 22 au 27 novembre. Pour l’occasion, la chaîne francophone mondiale, TV5 Monde, se mobilise en déployant un dispositif...
View ArticleFaran’ny herinandro an-tsary
: Feno 20 taona ny nijoroan’ny tarika Laurent Rakotomamonjy, tsy zovina intsony eo amin’ny tontolon’ny fitoriana an-kira ny Filazantsara. Somary nangingina ny fampisehoana nenti-nanamarika izany,...
View ArticlePackyellow Café Ivandry : « Ndao hilalao », fotoana mamy nifampizarana
Anisan’ny mahaliana ny olona, any ivelany any, ary azo lazaina ho lamaody mihitsy ny mamerina indray ny taloha. Amin’ny lafiny maro io, toy ny fiakanjo, ny hira henoina, sns. Iray amin’ireny ny teny...
View ArticleFifaninanan-kira frantsay : hihazo an’i Frantsa i Fatoma Renée Doudoune
Nibata ny fandresena tamin’ny fifaninanan-kira amin’ny teny frantsay, andiany fahadimy i Fatoma Renée Doudoune, avy any Antsiranana. Ny hiran’i Celine Dion, S’il suffisait d’aimer no nohirainy....
View ArticlePack Yellow Café : « Ndao hilalao » et des souvenirs
C’est dans une ambiance de partage et de joie que s’est tenu l’événement «Ndao hilalao», hier dimanche, au Pack Yellow Café. Avec l’affluence des jeux vidéo et d’autres divertissements sur la toile,...
View ArticleLittle Hennessy : une sublime « Soirée des artistes »
Fort du succès de la 1ère édition au mois d’octobre dernier, Little Hennessy Ivandry a réitéré la «Soirée des artistes», samedi dernier, en rassemblant sur un même plateau Tsoutsou et Amb’gadona. Même...
View ArticleFestival culturel : Sambaraha fait son « come-back »
Après quelques années de silence, le festival Sambaraha de Taolagnaro est de retour sous la férule de la fédération « Hoavinign’ Anosy ». Du 17 au 23 décembre, la 5e édition du festival Sambaraha,...
View ArticleCNCF : Fatoma Renée au firmament
La finale du Concours national de la chanson en français (CNCF) s’est tenue, hier, à l’AFT Andavamamba. Après le sacre de Davis Adrien Indy en 2015, la victoire revient cette année à Fatoma Renée...
View ArticleNa eo aza ny fivoarana … : ilaina ny kolontsaina filozofy
Nisoko mangina, saingy nanan-danja ny andron’ny alakamisy lasa teo ho an’ny sampana filozofia, eny amin’ny fakiolten’ny zavakanto, ny soratra ary ny siansa maha olona, eny amin’ny...
View ArticleVillage de la francophonie : misy lohahevitra ny hetsika kolontsaina
Hisokatra ho an’ny daholobe, manomboka anio, ny Village de la francophonie etsy Andohatapenaka. Tanterahina ao amin’ity toerana ity moa ireo hetsika ara-kolontsaina sy ara-javakanto samihafa, tafiditra...
View Article