Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all 10503 articles
Browse latest View live

Tononkalo sy tononkira : 30 taona namoronana i Toly

$
0
0
toly

Andrarezin’ny kanto malagasy ! 30 taona namoronana tononkalo sy tononkira i Toly. Raha ny fanazavany, tsy ho lalovam-potsiny io vanim-potoana io homarihina amin’ny alalan’ny hetsika amin’ny taona 2017. Mialohan’izay, hamoaka rakikira roa hisy hira hatrany amin’ny 20 izy. Ireo mpihira sy antoko mpihira efa manana ny maha izy azy sy ireo mpanakanto aty aoriana no hihira ireo sanganasan’i Toly ireo. Anisan’izany i Bessa sy i Lôla hikalo ny « Ny fitiavantsika » (Tsy hoe kisendrasendra…), ny antoko mpihira Ambohitantely hiantsa ilay hira  « Fiangonako », Peguy hivetso ny « Izy iny ». Ao koa i Felaniary, ny antoko mpihira Anjomara Anosivavaka Ambohimanarina, Asaf Ambohimanarina, Rija Ramanantoanina sy Bodo ary ireo mpanakanto vaovao toa an’i Maharo sy Sambatra.

Miara-miasa amina mpanakanto manana traikefa matanjaka eo amin’ny tontolon’ny hira i Toly tamin’ny feon’ireo hira ireo. Anisan’ireny i Clim, Tovo Andrianandraina, Rija Ramanantoanina, Felaniary, Victor (maintimolalin’Ambohitantely), raha ny fanazavana nomeny hatrany.

Nambaran’i Toly fa « mahalaza izay tiana holazaina ny teny malagasy. Azon’ny olona hatrany ny voalaza ao anatin’ny tononkalo sy tononkira raha teny malagasy madio no ampiasaina. Napetrako ho fanamby rahateo izany ».

Manaporofo ny halehiben’ny zava-bitany eo amin’ny kolontsaina sy ny firenena ny nanolorana azy ny mariboninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » tamin’ity taona 2016 ity.

HaRy Razafindrakoto


Semaine du film francophone : des ateliers et projections gratuites au programme

$
0
0
semaine-du-film-francophone

A l’occasion du Sommet de la Francophonie, le comité d’organisation du festival Rencontres du film court de Madagascar (RFC) ainsi que Vues d’ Afrique organisent plusieurs manifestations dans le but de promouvoir le 7è art. Ils proposent donc divers ateliers, qui seront animés par des invités étrangers, ainsi que des projections gratuites.

L’agenda  des comités d’ organisations de la Semaine du film francophone, qui ne se terminera que le 27 novembre, s’annonce chargé. Les projections réservées au grand public se dérouleront tous les jours au Cercle germano-malgache (CGM) Analakely. Pour commencer, ils proposent, ce jour, une compilation des meilleurs films courts qui ont participé à ce festival depuis ses débuts.

Des ateliers et conférences à l’IFM

A part ces projections, des conférences s’enchaîneront à l’ Institut français de Madagascar (IFM) Analakely. Cinq invités internationaux animeront ainsi la salle de l’IFM, entre autres, Michel Leclerc, président du conseil d’administration du festival international du cinéma Vues d’Afrique qui va porter, demain, un regard croisé aux divers festivals de cinéma africain. L’actrice et metteur en scène Marie Brassard animera un autre atelier, jeudi prochain, sur le jeu au théâtre. Et le réalisateur Victor Ghizaru parlera de la démarche artistique et technique propre à une micro production documentaire.

Des projections dans diverses écoles

Selon le communiqué de presse, les étudiants des écoles et institutions du CEG 67 ha, LMA et INTH seront particulièrement ciblés pour des séances de projections privées suivies d’un débat. Le film de Laza intitulé « Odyaina » qui raconte l’histoire de Rajery, sera diffusé, demain, au LMA Ampefiloha. Le réalisateur Jean-Daniel Lafond présentera son film intitulé « Un film avec toi », demain, au jardin d’Antaninarenina. Quant à Philippe Lavalette, il proposera, jeudi prochain, son film « Chef Thémis » aux élèves de l’INTH… « Un jour à l’école » de Victor Ghizaru projeté au CGM.

Les animations et la clôture

Vendredi sera réservé aux films animations. Les projections auront lieu au CGM en commençant par le film de Martine Chartrand intitulé « Ame noire », suivi des meilleurs films courts-métrages du festival RFC. Et enfin, la semaine sera clôturée par un ciné-concert qui se tiendra le 27 novembre à l’Is’art galerie Ampasinimalo. Cette soirée sera animée par Band Baraka et Seta Ramaroson.

Holy Danielle

 

Livre : Roland Vilella présente « La sentinelle de fer »

$
0
0
????????????????????????????????????

Séduit par l’île Nosy Lava et l’histoire de ses quelques prisonniers, l’écrivain Rolland Vilella en a sorti récemment un livre intitulé « La sentinelle de fer », diffusé par la maison d’Editions Plon dans la collection « Terre humaine ».

Voyageur passionné, Rolland Vilella a débarqué sur cette île en 2004. Depuis, il a tissé un lien fort avec Albert Abolaza, le prisonnier qu’il l’a inspiré. Ce dernier, un condamné aux travaux forcés à perpétuité, dévoile l’histoire des autres prisonniers de l’île, les tortures et les misères parfois liées à l’histoire de cette île. « Mémoire vivante du bagne, il se fait le porte-parole de ses compagnons de misère, torturés et tués en toute impunité durant des années », a-t-il précisé. L’ouvrage est déjà disponible dans la capitale.

Holy Danielle

IFM : « Les 3 minutes franco’folles » rassemble les artistes

$
0
0
ifm

Une scène ouverte sur le thème de la Francophonie, «Les 3 minutes franco’ folles» a rassemblé les jeunes amateurs des mots.

«Les 3 minutes franco’folles», qui s’inscrit dans le cadre du 6e Forum international des Caravanes des dix mots, a offert une scène ouverte pour improviser autour des mots clés, samedi dernier, à l’Institut français de Madagascar. Et manifestement, les jeunes ont répondu en masse à cet appel en s’inspirant des disciplines aussi variées que la danse, le slam, le poème, le chant, la vidéo.

L’IFM a affiché salle comble, quelques minutes avant le spectacle, bon nombre de gens se sont bousculés à l’entrée pour trouver la bonne place. «L’aventure de la Caravane des dix mots, c’est aller à la pêche au sens des mots, au-delà de leur propre définition, afin de montrer la richesse et la diversité culturelle que tout être humain porte en lui», a expliqué  Thierry Auzer, l’initiateur du concept.

L’assistance s’est embarquée dans un voyage onirique à travers les quatre coins du monde francophone. Des caravaniers venus d’Afrique du Sud, de Canada, de l’Arménie, de la Côte d’Ivoire, de la France se sont relayés sur scène pour faire étalage de leurs créations. L’association Madagaslam qui a animé cet après-midi, s’est mise dans la peau d’un «pirate», qui est un des thèmes de la Francophonie.

« Plus de 50 pays organisent dans leurs territoires respectifs cet atelier artistique mais l’épicentre de l’événement se déroule cette année à Antananarivo. C’est un grand honneur pour nous d’être si bien accueillis dans la capitale malgache », a ajouté Émilie Georget, directrice de l’association La Caravane des dix mots.

Joachin Michaël

 

Malagasy Gospel : va pour une tournée européenne

$
0
0
malagasy-gospel

A l’occasion de la Journée internationale des droits de l’enfant, Malagasy Gospel sera en tournée européenne du  25 novembre au 19 décembre. « Elles sont vingt-et-une filles et un seul garçon nommé Harris, la voix leader de Malagasy Gospel, à s’envoler pour l’ Europe, hier. Emportant avec elle un répertoire de chants en espagnol, malgache, français et en catalan, la chorale s’engage également à rappeler les droits fondamentaux  de tous les enfants du monde et l’importance de les respecter », rapporte un communiqué.

La chorale entamera sa tournée, ce vendredi, à l’ Auditorium national d’Ordino, au nord-ouest d’Andorre (France) avant d’enchaîner les concerts au Théâtre Can Massalera en Espagne durant le week-end. Du 1er au 19 décembre, elle mettra le cap sur Valladolid, Getxo, Coruña, Ibiza, Palma de Mallorca et Madrid.?

« Malagasy Gospel va terminer son périple en Espagne en unissant ses voix avec une ribambelle de chorales au Centre olympique de tennis de Madrid. Un spectacle familial durant lequel 1 000 enfants joindront leurs voix pour défendre leurs droits », conclut-on.

Joachin Michaël

Eny Andohalo : ampirantiana ny “Antananarivo tsiahy sary »

$
0
0
antananarivo

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny hetsika “Antananarivo tsiahy sary” izay atao etsy amin’ny zaridainan’Andohalo. Hita amin’izany ny fampirantiana sary taloha momba ny tanàn’Antananarivo izay niarahan’ny IMV, ny Musée de la photo Madagasikara ary ny kaominina Antananarivo.

Natao indrindra ho amin’izao fivorian’ny tany miteny frantsay andiany faha-16 atao eto Madagasikara izao ny hetsika. Entina ihany koa hampahafantarana ireo vahiny sy ny mpitsidika rehetra ny tantaran’Antananarivo sy ny endriny fahiny ny fampirantiana an-tsary. Betsaka ny fiovana hita ao anatin’izany.

Nambaran’ny ben’ny Tanàna fa “manohina sy mahavaky ny fony ny mahita ny tantaran’Antananarivo izay voarakitra an-tsary sy ny niainan’ny Malagasy teto taloha. Ny fitafy fotsy izay nanaovan’ny mponina tamin’izany ahitana avy hatrany ny fahatsoram-pony”, hoy izy.

Ankoatra izany dia hita ao amin’ny sary ny fiangonana telo toy ny fiangonana anglikanina Ambohimanoro sy ny FJKM Ampamarinana , ny Katedraly Andohalo izay manambara fa kristianina ny Malagasy. Teo koa ny tsena…

Mangataka amin’ny mpikarakara ny ben’ny Tanàna mba hoentina etsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely Parvis izao fampirantiana sary izao izay hanasana ny Malagasy rehetra fa tsy ho an’ny vahiny ihany.

Nanotrona ny lanonam-panokafana omaly ny masoivoho Frantsay,  Ramatoa Véronique Vouland-Aneini, ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Ravalomanana Lalao, ny sekretera jeneraly maharitry ny  fikambanana iraisam-pirenen’ny ben’ny Tanàna aty amin’ny firenena mampiasa ny teny frantsay (AIMF), Pierre Baillet, ary ny talen’ny IMV.

Tatiana A

Na sarotra aza … : tafavoaka ny « I’ll sing for you »

$
0
0
????????????????????????????????????

Tsy toy ireo karazan-kira hafa fa sarotra kokoa ny mamoaka rakikira jazz eto amintsika, raha ny nambaran-dRazafindrazaka Désiré, filohan’ny Madajazzcar. Araka ny fanazavan’i Samy Andriamanoro, tsy mandray ary tsy mety mandefa ity karazan-kira ity ny ankamaroan’ny radio eto amintsika. Na izany aza, « mihamaro hatrany ny mpankafy jazz », hoy Razafindrazaka Désiré.

Na eo aza io fahasarotana io, ho an’ireto mpankafy mihabetsaka ireto indrindra no tsy mahakivy ireo mpanakanto, mpiangaly jazz, toa an’i Joëlle Claude. Tsy miraviravy tanana izy ary namoaka tamim-pomba ofisialy, omaly, ny « I’ll sing for you » na « Hihira ho anao », rakikira voalohany. Ahitana hira 10 ity vokatra vaovao ity, izay misy teny malagasy sy teny anglisy. Ao ny hira malagasy efa fanta-daza, narindra ho amin’ny gadona jazz. Ao koa ny hira jazz efa fanta-daza na « standard » ary ny hira vao noforonina.

Fiaraha-miasana mpanakanto maro, toa an’i Samy Andriamanoro, Dô Andriambelo, Silo, Datita Rabeson, Joël Rabesolo, Titi Razakamiadana, sns, ny nahavitana ny « I’ll sing for you ». Zoma izao, etsy amin’ny CGM Analakely no haneho an-tsehatrany vokatra i Joëlle Claude.

Landy R.

Frankofonia – Tantara foronina : fantatra ny laharana telo voalohany

$
0
0
frankofonia

Notanterahina omaly tao amin’ny IKM Antsahavola ny fanambarana ny valin’ny fifaninanana tantara foronina tamin’ny teny malagasy sy teny frantsay ao anatin’izao frankofonia andiany faha-16 izao. Tantara tamin’ny teny malagasy, nomena ny lohahevitra « Sao hanambady aloha loatra ». 37 ny isan’ny nandray anjara. Tamin’ny teny frantsay : « Francophonie, terre de rencontre ». Marihina fa fifaninanana iraisam-paritra eto anivon’ny ranomasimbe Indianina ny tamin’ny fiteny frantsay.

Anisan’ny loka azon’ireo mendrika ny hamoahana ireo sanganasa ireo ho boky sy handikana izany amin’ny fiteny frantsay. Ho an’ny mpifaninana tamin’ny teny frantsay, fiatrehana atrikasa mandra-pahatonga ny asa sorany ho tsara, ka avoaka ho boky amin’izay.

HaRy Razafindrakoto

Tantara foronina tamin’ny teny malagasy : 1- Ranarivelo Harilala (Samy misafidy izay tiany) 2- Rakotomalalason (Tapakahitra) 3- Rija Al-Jonah ( Voatavo tsy mifandraka).

Tantara tamin’ny teny frantsay : 1 – Rafanomezantsoa Sitraka 2- Mampianina Randria sy Adèle (mpifaninana avy any La Réunion) 3- Haingomalala.


Talen’ny Omda : « Averina ny fifampitokisana… »

$
0
0
????????????????????????????????????

Tontosa omaly, teny Faravohitra ny famindram-pitantanana teo amin’ny talen’ny Omda, Ranjarivo Haja, vao notendren’ny filan-kevitry ny minisitra farany teo sy ny mpitantana teo aloha. Nambaran’ny tale Ranjarivo Haja, fa « anisan’ny laharampahamehana fohy ezaka ny hamerina ny fifampitokisana eo amin’ny Omda sy ny artista ; ny Omda sy ny mpampiasa sanganasa ». Nohazavainy ihany koa fa maro ireo tsy nandoa ny vola tokony ho naloany noho ny toe-draharaha nisy teo anivon’ny Omda. Anisan’ireny ny haino aman-jery sasany. Hotakiana ireny manomboka izao. Ao ihany koa ireo mpanakanto tokony hisitraka ny zony kanefa tsy mbola nahazo izany. Ho an’ny lavitrezaka indray, « zava-dehibe ny fanohizana ny ezaka efa natao hatramin’izay », hoy Ranjarivo Haja.

Nanamafy  izy fa mbola mafy ny ezaka tokony hatao hametrahana amin’ny tokony ho izy ny lanjan’ny mpanakanto sy ny hasin’ny zavakanto ataon’izy ireny. Anisan’izany ny fanaovana ny sata fototry ny mpanakanto izay hiarahana amin’ny sendikan’ny mpanakanto sy ny minisiteran’ny Kolontsaina.

HaRy Razafindrakoto

 

Kitra eran-tany : voaroaka tsy ho mpanazatra an’i Etazonia intsony i Klinsmann

$
0
0
?????????????????????????????????????????????????????????

Tapaka ny tady eo amin’ilay Alemà, i Jurgen Klinsmann sy ny federasiona amerikanin’ny baolina kitra. Nofaranana hatreo mantsy ny fitondran’i Klinsmann (Klinsi) ny ekipam-pirenen’i Bekintana, noho ny faharesena nisesisesy.

Tapitra ny alatsinainy 21 novambra lasa teo, ny maha mpanazatra ny ekipam-pirenen’i Etazonia, an’ilay Alemà, i Jurgen Klinsman. Noho ny vokatra ratsy azon-dry zareo Bekintana eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny «Mondial 2018», tanterahina any Rosia, ny anton’izao fanapaha-kevitra izao. Hatreto mantsy, gisitra ny Amerikanina ao amin’ny vondrona «Concacaf», ary tsy mbola nahazo fandresena mihitsy. Saro-toerana araka izany izy ireo, amin’ny fahazoana ny tapakila hiatrehana ny fiadiana ny amboara eran-tany 2018. Anisan’ny tsy levon’ny vavonin’ny Amerikanina, ny faharesena 2 noho 1, tao amin’ny kianja filalaovany, nanoloana an’i Meksika ary ny isa mavesatra 4 noho 0, tamin’i Costa Rica. Raha tsiahivina, ny taona 2011, i Klinsi no nitondra ny Bekintana. Nandritra ny fotoana naha mpanazatra azy, 55 ny isan’ny fandresena azony raha 27 ny ady sahala ary 16 faharesena. Tonga teo amin’ny ampahavalon-dalana ny Amerikanina, nandritra ny “Mondial 2014”, natao tany Brezila izay naharesy azy ireo, tamin’ny isa 1 noho 0, nanoloana an’i Belzika, taorian’ny fanalavam-potoana. Nitana ny laharana faharoa izy ireo, tao anatin’ny vondrona nisy azy, tamin’izany, niarahany tamin’i Alemana, Portugal ary Ghana. Hatreto, tsy mbola fantatra izay hisolo ny toerany.

 

Hitohy ny “Ligue des champions

Mandra-piandry izany, mitohy anio hariva, ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana izay ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions». Lalao valo no hotanterahina amin’izany ka anisan’ireo ny an’ny Arsenal sy PSG. Fihaonana atao any Angletera. Eo koa ny fifandonan’ny Atletico de Madrid sy ny PSV Eindhoven, ny an’ny Barcelone sy Celtic. Rostov kosa hampiantrano ny Bayern de Munich ary hivahiny any Alemaina hikatroka amin’ny Monchengladbach ny Manchester City.

Handray ny Basel kosa ry Abel Anicet sy ny Ludogorets ary Dynamo de Kiev hanafika ny Napolitains. Besiktas hifampitana amin’ny Benfica de Lisbonne.

 Tompondaka

OMDA : « Le plus dur reste encore à venir », dit Haja Ranjarivo

$
0
0
????????????????????????????????????

La passation de service entre la direction collégiale et Haja Ranjarivo, le nouveau directeur de l’Office malgache des droits d’auteurs (Omda), s’est déroulée dans un esprit de fraternité, hier, au siège de l’office à Faravohitra. Plusieurs artistes membres de l’office sont venus honorer la cérémonie.

«Nous remercions d’abord le président de la République d’avoir écouté et surtout, d’avoir pris cette décision de remettre à son poste,  Haja Ranjarivo, le directeur de l’Omda», a annoncé Ndriana Ramamonjy, l’un des artistes engagés dans cette affaire. Après la cérémonie de passation de service, les artistes présents se sont penchés sur la manière  d’améliorer le monde artistique et culturel malgache grâce aux contributions de l’Etat.

«Nous voudrons d’abord continuer le dialogue avec l’Etat pour l’octroi d’une subvention afin que l’Omda qui connait actuellement de sérieux problèmes financiers, suite à cette affaire, puisse remonter la pente», a-t-il répliqué.

Ainsi, Haja Ranjarivo a une lourde mission de redorer le blason de l’Omda. «Après cette affaire, le plus dur reste encore à venir», a annoncé Haja Ranjarivo. En effet, parmi ses attributions figure le contrôle budgétaire  au niveau des régions. Les artistes, qui sont les principaux actionnaires de l’office, exigent une totale transparence dans ce domaine.

Une situation embarrassante

«Cette situation me met davantage dans une pression énorme. Effectivement, je connais mon métier mais le problème est que les artistes attendent beaucoup de moi maintenant», a-t-il continué. Selon son explication, certains d’entre eux pensent que l’Omda peut résoudre toutes sortes de problèmes pourtant, il existe plusieurs autres services au ministère de la Culture qui peuvent régler certains points. Sur ce, il faudra établir un statut pour faire savoir aux artistes les principaux rôles de l’office.

Sur ce point, l’élaboration du statut des artistes  en collaboration avec le ministère de tutelle attend également le directeur de l’Omda. «Il s’agit de la prochaine requête qu’on va déposer auprès du Gouvernement. Si ce statut est installé, une grande partie des problèmes des artistes sera résolue», a-t-il conclu.

Holy Danielle

 

Jazz : Joëlle Claude signe « I’ll sing for you »

$
0
0
????????????????????????????????????

Joëlle Claude accouche de son premier album fraîchement intitulé «I’ll sing for you», qui sera accompagné d’un concert promotionnel, ce vendredi, au Cercle germano-malgache.

Il y a quelques années de cela, Joëlle Claude a fait part d’un projet musical. Après mûres réflexions, elle s’est enfin décidée de le concrétiser. «Nous avons consacré  un peu plus de temps pour peaufiner les détails  de l’opus afin d’offrir un produit de qualité avec un son digne de ce nom».  Composé d’une bonne dizaine de titres, cet  album audio a été soigneusement arrangé par des grands précurseurs comme Silo Andrian et Joël Rabesolo.

Chez Joëlle Claude, la musique a toujours été une affaire de famille. «Mes parents sont musiciens, tous deux passionnés de jazz. Cet album, que  j’ai confectionné depuis toujours, à travers mes rencontres et expériences musicales,  est aussi  le fruit d’une collaboration avec mes proches et ma famille dont Samy Andriamasinoro, Tovo Andrianandraina, Datita Rabeson, Nicolas Vatomanga…», a-t-elle détaillé.

Un concert promotionnel

Depuis son plus jeune âge, elle voue une folle passion pour le jazz. A 8 ans, elle a déjà interprété avec brio les chansons de Michael Franks. Mais, c’est à l’orée des années 90 qu’elle s’est affirmée comme une révélation au festival Madajazzcar.

«En 1993, je suis montée pour la première fois sur la scène de Madajazzscar avec en face de moi des personnes âgées. Actuellement, nous avons aussi bien un jeune public que des jeunes musiciens. Pour ainsi dire que le jazz a connu une évolution considérable», a-t-elle cité en faisant référence au benjamin du jazz club de l’Alliance française, Andy Razafindrazaka.

Connue et reconnue comme un orfèvre vocal,  la chanteuse de «Vintanao» et «Hihira aho» a été élevée au grade d’Officier de l’ordre des arts, des lettres et de la  culture en 2015. Ce vendredi, elle va démontrer l’étendue de son talent à l’occasion d’un concert promotionnel au CGM Analakely.

Joachin Michaël

 

Concours littéraires : les lauréats dévoilés

$
0
0
concours

Organisés par la Synergie nationale des auteurs, éditeurs et libraires de Madagascar (Synael), plusieurs concours littéraires ont été au programme durant cette année, à l’occasion du XVIe Sommet de la Francophonie. Ainsi, les résultats ont été officiellement proclamés, hier, à l’Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola.

« Samy misafidy izay tiany »

«Pour la première fois, un concours littéraire en malgache est organisé au pays», a affirmé Michèle Rakotoson, qui figure parmi les principaux initiateurs de ce projet. En fait, il s’agit d’un concours de petit roman en malgache avec un thème axé sur le mariage précoce, «un problème que rencontrent presque tous les jeunes Malgaches qu’ils soient dans les grandes villes ou dans les zones rurales», a-t-elle expliqué.

Harilala Ranarivelo a remporté le premier prix avec son livre intitulé «Samy misafidy izay tiany», traduit librement, chacun choisit son préféré. Le second prix est attribué à Rakotomalalason, l’auteur de «Tapak’ahitra» et enfin, le troisième revient à Rija Al-Jonah avec «Voatavo tsy mifandraka». Selon les organisateurs, 37 candidats ont participé et onze d’entre eux sortent du lot.

«Les trois premiers méritent pleinement d’être soutenus. Ainsi, à part les lots en numéraires, leur œuvres seront éditées», a annoncé l’un des membres de l’organisation.

Pour la promotion de la Francophonie

Par ailleurs, la seconde compétition est un concours régional de nouvelles qui est ouvert même aux résidents des îles voisines. L’objectif est non seulement de détecter les nouveaux talents mais aussi, de savoir comment les gens perçoivent exactement ce qu’est la Francophonie. En effet, le thème choisi a été «Francophonie, terre de rencontres». Les trois écrivains qui ont gagné la première édition de ce concours sont Sitraka Rafanomezantsoa, Adèle et Mampianina Randria (La Réunion) et Haingomalala Mara.

Holy Danielle

Blocco Malagasy : au rythme de la Francophonie

$
0
0
percussion

Les percussionnistes de la Blocco Malagasy accueillent cette semaine les participants au XVIe Sommet de la Francophonie avec leur joie et leur bonne humeur communicative.

Les reines de la percussion animeront ainsi  le Village de la Francophonie et le Centre de conférences International à Ivato. «Ce Sommet est axé sur le thème, Croissance partagée et développement responsable : les conditions de la stabilité du monde et de l’espace francophone, parce qu’une jeunesse épanouie et active joue un rôle important dans le développement d’un pays. En participant à cet événement d’envergure, la Blocco Malagasy s’engage en faveur du développement durable à Madagascar», soutiennent-elles.

A titre d’information, le Village de la Francophonie accueille des représentations culturelles aussi variées que des projections de films documentaires, des concerts intergénérationnels et des défilés de mode des stylistes malgaches.

Joachin Michaël

 

Frankofonia : mahazo tombony ny mpisehatra amin’ny « cinéma »

$
0
0
cinema

Maro ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-javakanto miara-dalana amin’izao fandraisantsika ny fihaonana an-tampony faha-16 an’ny frankofonia izao. Azo lazaina ho mahazo tombony manokana amin’ireny anefa ireo mpisehatra sy mpankafy sarimihetsika.

Herinandron’ny horonantsary frankofona ity herinandro ity ary maro ny hetsika karakarain’ny fikambanana Vues d’Afrique sy ny Rencontres du film ary ny OIF, nanomboka ny talata teo hatramin’ny alahady izao. Toerana maromaro no mandray ireo : ny zaridainan’Antaninarenina, ny Institut français de Madagascar (IFM), ny Lycée moderne Ampefiloha, ny Cercle germano-malagasy, ny kolejy Saint-Michel, ny Is’Art Galerie ary ny INTH. Ho an’ny androany, ohatra, hisy ny atrikasa sy kaonferansa momba ny filalaovana « film ». Eny amin’ny IFM io raha toa ka fandefasana horonantsary arahina adihevitra ny eny amin’ny INTH sy eny amin’ny CGM.

Etsy ankilan’izay, nanomboka ny alatsinainy teo ary hatramin’ny rahampitso, misy Malagasy miisa 25, avy amin’ny faritra samihafa, miofana momba ny « cinéma » sy ny horonantsary fanadihadiana. Mikarakara ity hetsika ity kosa ny ofisy nasionalin’ny horonantsary any Kanada, ny ofisy malagasy momba ny « cinéma », miaraka amin’ny OIF, mazava ho azy.

Landy R.


Mitohy ny “Sômaroho Tour” : fahombiazana ny dian-dry Wawa tany Frantsa

$
0
0
wawa

Nahavita seho 12, hipoka mpijery avokoa! Mitana ny lazany  eto ka hatrany ivelany i Wawa sy ny tariny. Tsy miato fa mitohy hatrany ny fitetezam-paritra.

Nigadona an-tanindrazana omaly, ny tarika iray manontolo. Avy hatrany dia ny nizara ny vaovao tsara ho an’ny mpiray tanindrazana no nataon-dry Wawa. Fantatra mantsy fa fahombiazana avokoa ny seho rehetra izay notontosain’izy ireo tany Frantsa, nanomboka ny 5 oktobra lasa teo. Nahavita seho 12 ny tarika, tany Lyon, Marseille, Quimper, Toulouse, Colmar, Grenoble, Poitier, Bordeaux, Rennes, Limoges ary Paris. Tsy tao anatin’ny fandaharam-potoana, kanefa dia niverenana indroa mihitsy ny tao Marseille nandritra izany.
Nahagaga anay ny seho tao Paris, satria misy Malagasy avy any amin’ny firenena hafa toa an’i Belgique, Suisse, Espagne, ary misy koa ny anglisy afrikanina, sns, mankafy ny hiran’i Wawa”, hoy hatrany ny tatitra.
Vokatry ny fitsidihana matetika nataon’i Wawa tany ivelany ny fahombiazana, ankoatra ny fiarahany miasa amin’ireo mpanakanto vahiny toa an’i Luyanna, izay niray sehatra taminy tamin’ny seho sasantsasany.
Fantatra fa hiatrika avy hatrany ny fitetezam-paritra, ka hanohy ny “Sômaroho Tour” ry Wawa. Hitodi-doha any amin’ny Faritra Analanjirofo izy ireo, ka handray ny “Festival Sômaroho” i Sainte Marie ny 2 hatramin’ny 4 desambra izao. Faradoboka kosa ny 9 desambra, etsy amin’ny Cemess Antanimora, ho an’Antananarivo.

Zo ny Aina

Ranöe : « Tsy marina ny filazana fa tsy misy mpanoratra… »

$
0
0
ranoe

Maro ny voka-pandinihana efa nivoaka momba ny tontolon’ny vakiboky eto Madagasikara. Anisan’ireny ny filazana fa « tsy misy mpanoratra eto. Faharoa, tsy tia mamaky boky intsony ny olona ». Hentitra ny valintenin’i Ranöe, mpanoratra sady mpampianatra taranja malagasy, « tsy marina ireo filazana ireo. Manana mpanoratra ny Malagasy sady tia mamaky boky izy ». Nohazavainy tamin’izany fa « ny famoahana boky no manahirana eto… Raha voavaha io olana io ka tonga eny am-pelatanan’ny mpanjifa ny boky, vakiny iny ». Nohamafisiny anefa fa « na mivoaka aza ny boky ka mbola amin’ny vidiny lafo tsy takatry ny fahefa-mividin’ny Malagasy, tsy ho tonga eny am-pelatanany mihitsy ». Noho izany, « ilaina ny fametrahana paikady mazava tsy hampidangana ny vidim-boky sy tetika matipaika, hampiakarana ny fahefa-mividin’ny mpanjifa ary ny hahatonga ny vakiboky ho anisan’ireo laharam-pahamehana ho an’ny tokantrano tsirairay ».

Anisan’ny porofo nentin’i Ranöe nanohana ny heviny ny isan’ny mpanoratra nandray anjara tamin’ny fifaninanana manoratra tantara foronina amin’ny teny malagasy sy nanoratra tamin’ny teny frantsay. Nahatratra 37 teo amin’ny fiteny malagasy raha latsaka kely amin’io ny tamin’ny fiteny frantsay. Saika tanora avokoa ny ankamaroan’izy ireo.

HaRy Razafindrakoto

 

Tournée en France : Wawa a fait un tabac

$
0
0
wawa

Un des artistes malgaches qui s’illustrent sur la scène internationale. Wawa vient d’effectuer une tournée à succès en France et prépare déjà les différents shows au programme au niveau national.

Il y a eu les Jaojoby, Rossy, Tarika, D’Gary… Ce sont des artistes malgaches qui ont réussi à se forger une réputation sur la scène internationale. Et un autre vient d’intégrer la liste. Il s’agit de Wawa qui n’a pourtant qu’une dizaine d’années d’expérience à son actif. En fait, ces derniers temps, ce jeune prince du salegy commence à marquer son empreinte et son style à l’étranger, aussi bien sur le marché musical européen que dans la zone de l’océan Indien. Le groupe au grand complet vient d’effectuer une tournée d’un mois en France, couronnée de succès.

Arrivé à Antananarivo, hier, le groupe Wawa n’a pas manqué de faire part de sa tournée dans l’hexagone depuis le 5 octobre. «Nous avons réalisé une douzaine de concerts, dans les villes de Paris, Lyon, Marseille, Quimper, Colmar, Toulouse, Poitier, Bordeaux, Rennes, Grenoble et Limoges. Deux spectacles ont été donnés à Marseille et comme durant toutes les autres prestations du groupe, l’ambiance a toujours été chaude et conviviale», a-t-il annoncé.

Un public venu de tous les quatre coins du monde

Cependant le plus impressionnant de tous les shows demeure celui de Paris où le groupe a constaté la présence d’Africains, d’Européens et de Malgaches issus de différents pays d’Europe. «La plupart de nos chansons ont été reprises à tue-tête par l’assistance, comme si tout le public  parlait notre langue», a souligné Wawa. Un succès qui résulte effectivement de ses efforts particuliers en matière de communication et de sa récente collaboration avec la star Luyannah.

Cette tournée en France vient d’être terminée et le groupe Wawa se tourne désormais vers les spectacles locaux. Ainsi, il sera à l’affiche d’un grand spectacle à Analanjirofo, samedi et dimanche prochains. «A la demande de nombreux admirateurs, nous allons organiser un festival Somaroho à Sainte-Marie les 2, 3 et 4 décembre», a ajouté l’artiste. Et avant de conclure l’année, un grand spectacle baptisé «Fara-doboka», sera donné dans la capitale, les 9 et le 10 décembre, suivi d’un autre show à Toamasina.

Holy Danielle

 

ADMC-CRAAM : « Prozodik » allie photographie et slam

$
0
0
craam

« Prozodik, l’hystérique et ses masques », c’est à travers ce leitmotiv que  Tonihasina Razafimahaleo  et Mianoka Andriamandros ont présenté leur projet alliant littérature et photographie, hier, à l’ADMC-Craam Ankatso.

A l’initiative de l’ADMC-Craam et Arirarira Project, cet ambitieux projet multidisciplinaire met aux premières loges la gent féminine.  Après le cinéma, les arts de rue, la plume, c’est au tour de la photographie, notamment celle de Mianoka Andriamandroso, de faire la part belle. Sa passion, c’est la photographie de rue qu’il manie avec brio depuis plus de trois ans maintenant.

« En 2014, j’ai rencontré Na Hasi pour la première fois. C’est là qu’une idée de collaboration à commencer à germer. Nous avons réalisé un cliché, en noir et blanc, d’elle qui s’attelle à démontrer sa façon d’être en tant que femme, mère de famille, étudiante et femme engagée », a fait savoir la photographe. Pour les passionnés, cette exposition sera visible jusqu’à vendredi.

Délocaliser le projet

Slameuse et poétesse à la plume légère mais aux textes poignants et émouvants, Na Hassi s’est découvert une passion pour la littérature en 2003. Ce n’est que l’année 2008 qu’elle fait ses débuts en participant à une scène ouverte de slam. Depuis, elle prend la route, enchaîne les concerts, côtoie son public et s’enrichit de rencontres innombrables. « Prozodik, l’hystérique et ses masques, est mon premier album. Fort de ses 11 titres,  ce recueil de poèmes audio décrit la vie sous toutes ses coutures », avance-t-elle.

Un projet distinct mais complémentaire, Prozodik a également convié les slameurs Conan, Lazarus,  Lalah et Sarobidy avec une mise en scène de DaGenius. « Nous souhaitons vivement faire tout notre possible pour délocaliser ce projet dans les régions et prochainement  aux Comores », a promis Na Hassi.

Joachin Michaël

Hymne de la francophonie : Mirhay interprète les versions officielles

$
0
0
hymne

Une chanson interprétée par Joséa Rabearivelo fait buzzer le réseau social depuis hier, en étant la version française de l’hymne du XVIè Sommet de la Francophonie.

Plusieurs internautes ont été choqués, vu la qualité de la chanson qui détonne parfois. Du coup plus d’un s’interroge s’il s’agit vraiment une version officielle vue qu’un concours solennelle  en la matière a été organisé au pays vers le début de l’année. D’ailleurs, d’après les résultats, c’est la chanteuse Mirhay qui sera officiellement la voix de ce Sommet. Et d’après les informations reçues, ce sera toujours le cas notamment pour la version malgache. Elle interprétera l’hymne officiel du XVIè Sommet de la Francophonie, samedi prochain, au CCI Ivato.

A propos de la version française, plusieurs artistes étaient en lice, entre autres Roy Slam ou Gothlieb… mais apparemment aucun d’eux n’a été sélectionné car aucune proclamation des résultats officieux n’a été faite. Ainsi, ce clip de Joséa Rabearivelo est-elle officielle ? La question reste entière.

Quant à  Mirhay, les organisateurs lui ont demandé de proposer deux genres différents de son œuvre. « Le premier est plus solennel, avec un orchestre complet et le deuxième emprunte un style plus folklorique, le salegy. Le premier sera donc interprété durant le Sommet de la Francophonie et le second a déjà été diffusé depuis quelques jours sur  les ondes », a-t-on expliqué.

Holy Danielle

Viewing all 10503 articles
Browse latest View live