Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Bel Avenir : homarihina ny « Alahady sport et music Festival »

Tsy mijanona eo amin’ny fampialana voly fotsiny fa miroso hatrany amin’ny fifampitaizana ny maha olona mihitsy. Anisan’ny tanjon’ny Bel Avenir amin’ny alalan’ny fanatanterahana hetsika maro izany....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Musique  : appel à projet pour «Africa art lines»

Pour sa première édition, le fonds de mobilité «Africa art lines» (AAL) lance un appel à projet dans le dessein de soutenir les artistes et les opérateurs culturels porteurs de projets artistiques...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Photographie  : Telma lance un concours pour la Saint-Valentin 

A l’occasion de la fête des amoureux, le 14 février prochain, Telma organise un concours de photographie, lancé sur le réseau social Facebook. En partenariat avec la Chocolaterie Robert, celui-ci a...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Is’Art Galerie : l’art de la scène a sa place

Cette année, Is’Art Galerie fête sa 5ème année d’existence et, à cette occasion, organise un évènement spécial baptisé «Fet’art». A part «La Teinturerie», la grande salle réservée aux expositions, la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampianarana mozika : hamoaka teknisianina ambony ny EGM

Ivon-toerana fampianarana mozika, toa ireo marobe efa misy ny Ecole de guitare et de musique  (EGM) hatramin’ny taona 2005. 11 taona aty aoriana kosa, maro ny dingana nandalovany, ka tonga amin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kianjan’ny kanto : nitotorebika ireo mpanakanto

Taom-baovao, filaminan’ny « Raharaha Omda », fialan’ny minisitra, fihaonan’ny samy mpanakanto… Antony maro, nahatonga ny lanonana izay notontosaina omaly tontolo andro, tetsy amin’ny Kianjan’ny kanto...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Prix talents W9  : Jain entre dans la cour des grands

Aussi talentueuse qu’étonnante, Jain, née d’un père français et d’une mère malgache, s’est vue décerner le «Prix talents W9 2016». La cérémonie du concours musical s’est tenue mardi soir au Théâtre des...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vaiavy Chila  : retrouvailles avec la capitale demain

Vaiavy Chila est de retour dans la capitale. Après une longue tournée dans l’océan Indien, notamment à Mayotte, en décembre, suivie d’une tournée nationale, dans la région Analanjirofo, pendant le mois...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jao’s Pub : hiverina i Vaiavy Chila

Naharitra ela ny fihodinana nataon’i Vaiavy Chila tany amin’ireo Nosy manodidina, indrindra ny tao Mayotte ny volana desambra lasa teo. Vantany vao nigadona teto an-tanindrazana, tonga dia nantao ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiarovana ny natiora : hamoaka ny « Hazo kely » i Seheno

Na tsy fantatra loatra aty an-tanindrazana aza, misy mpanakanto malagasy, any ivelany any, mametraka ny maha izy azy ary mizotra mankany amin’ny fahombiazana amin’izany lalana nosafidiny izany....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fetin’ny mpifankatia : hanome sehatra ireo hiram-pitiavana ny “Smooth Night...

Hetsika miavaka amina toerana miavaka. Izay no tanjona amin’ny “Smooth Night Love”. Hamerina ireo hiram-pitiavana malaza ireo mpanakanto nosafidina manokana.   Hetsika miavaka amin’ny lafiny maro....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ako Miantefa : hovelarina ny tontolon’ny sary sy ny mozika

Tsy ampy intsony ny filazana fa difotry ny kolontsaina vahiny ny kolontsaina malagasy. Handray andraikitra manandrify azy ny Ako Miantefa, fikambanana ivondronana teknisianina amin’ny mozika sy sary...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teny reny, tenindreny… Teny ho eny ! : omeo lanja ny mpikaroka sy ny asany

Ho avy tsy ho ela ny fanamarihana ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny teny reny ». Mankalaza io tsy tapaka i Madagasikara. Sehatrasa, fikambanana, sampandraharaha isan-tokony, sns, samy manatanteraka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Héritage Tour  : deux concerts inédits au programme

Le groupe Héritage est actuellement en pleine tournée dans quelques pays de l’océan Indien. Après un concert, le 22 janvier dernier à La Réunion, puis un autre le 29 janvier à l’île Maurice, le groupe...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Strawberry for Charly : deux Malgaches sur My Major Company 

Le groupe Strawberry for Charly a mis son projet sur la plateforme de financement participatif de My Major Company (MMC). Le principe étant que, durant quelques jours, il demande aux internautes du...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sarimihetsika fohy : mpanatontosa 17 no hifaninana mandritra ny RFC andiany...

Mpanatontosa sarimihetsika malagasy ny 10. Avy any Burkina Faso, Maurice, Kaomoro ary Congo kosa ny 7 ambiny. 17, araka izany ny isan’ireo mpanatontosa sarimihetsika, handahatra ny sanganasany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Saint-Valentin : « Smooth night love » pour les amoureux 

Dans le cadre de la Saint-Valentin, Ivenco organise la quatrième édition du mini-festival «Smooth night» qui se tiendra le 13 février prochain au Maz’too à Akoor’ Digue. Au programme, trois parties...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Musique : le 2è opus de Seheno en gestation

Huit ans après la parution de «Ka», Seheno annonce la sortie de son deuxième opus «Hazo kely» prévue pour le 26 février prochain. Un nouvel album inspiré de l’environnement, de la beauté de la nature,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifaninanana tononkalom-pitiavana : laharana voalohany i Dafy Noely

Norombahin’i Dafy Noely tamin’ilay tononkalo « Neniko ny teniko » ny laharana voalohany tamin’iilay fifaninanana tononkalom-pitiavana nampanaovin’ny vondrona Koloiko sy hajaiko ny teniko (KHT)....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faran’ny herinandro an-tsary  

Tononkira mivantana, mahitsy… Miantefa avy hatrany any amin’izay maheno azy ! Kisarisary tahaka izay no tsapa nandritra ny seho nataon’i Princio ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Dôme RTA...

View Article
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live