« Salon des Arts 2016 » AJA : anisany hitsara i J.A. Ravelona
Tanterahina ao amin’ny Espace culturel Malraux (Joué-Lès-Tours) any Frantsa ny « Salon des Arts 2016 » karakarain’ny Association Jocondienne des Arts (AJA). Anisan’ny nasaina manokana hanatrika izany...
View ArticleMalagasy guitar masters : tarika mpilalao gitara ranofotsiny
Na tsy misy ifandraisany loatra amin’ny fetin’ny mpifankatia aza, azo lazaina ho fotoana hifampizarana ny kanto sy ny tsara indrindra ny fampisehoana etsy amin’ny Alliance française etsy Andavamamba...
View ArticleEny amin’ny Batou Beach : fivoriambe voalohan’ny fikambanana Mafami
Fivoriambe voalohany ho fifankahafantarana sy fifampiarahabana nahatratra ny taona ! Izay ny hataon’ny mpikambana ao amin’ny Mpianatra ambaratonga ambony faritany Antananarivo miray (Mafami), eny...
View ArticleManan-tsafidy ny mpankafy… : maro karazana ny hetsika hanamarihana ny...
Safidy marolafy! Ny fitiavana no hitambarana, fa ny karazan-gadona sy mozika kosa, maroloko. Raha fanomezana tsara indrindra ny mozika, hahazo tombony ireo mpifankatia sady mpankafy amin’ity faran’ny...
View ArticleNirvan’art : 18 femmes artistes sur le devant de la scène
Après avoir réalisé un film documentaire intitulé « Kiti-tsaina », cette année, Voots Kongregation se lance dans un autre concept appelé « Nirvan’art » qui sera à l’affiche au centre culturel malgache...
View ArticleTemandrota : le silence comme inspiration
L’artiste plasticien Temandrotra effectuera une exposition baptisée « Voies des silences » à l’Is’art galerie à Ampasinimalo jusqu’au 3 mars prochain. Le vernissage s’est tenu hier en présence d’autres...
View ArticleHira vaovao : “Mbola tia”, fanomezan’i Jirah ho an’ny mpifankatia
Anisan’ireo mpanakanto vao misondrotra kanefa efa mametraka ny anarany i Jirah. Araka ny fampitam-baovao nataony, nisafidy manokana ny fetin’ny mpifankatia izay hankalazaina amin’ity faran’ny...
View ArticleTeam Safelika : hihodina an’i Madagasikara ny « Miara-mifety jiaby »
Taorian’ilay seho goavana tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny 13 desambra teo, mahatratra 40 ny fampisehoana hotontosain’ny Team Safelika manerana ny Nosy. Hahitana...
View ArticleFivelaran’ny kabary : nivoaka ny « Le kabary expliqué et traduit en français »
Nody ventiny ny rano nantsakaina. Nampahafantarina, omaly tetsy amin’ny Alliance française Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny fivoahan’ny boky « Le kabary expliqué et traduit en français »....
View ArticleTournée Team Safelika : quarante spectacles en cinq mois
Un grand défi pour le groupe Team Safelika. Bien que cette équipe soit composée principalement d’acteurs et de cinéastes, elle entend réaliser une tournée nationale en cinq mois et donner une...
View ArticleThéâtre : « Réparer les vivants » à Tana
Après une représentation exceptionnelle de la pièce « Réparer les vivants » au festival d’Avignon off, Emmanuel Noblet et son équipe enchaînent avec une tournée dans l’océan Indien, dont un...
View ArticleSeho Saint Valentin… : samy nahazo ny anjarany ireo mpifankatia
Na teo aza ny erika nifafy, tsy nahasakana ny mpifankatia tsy hanamarika ny fetin’izy ireo izany, hatramin’ny zoma teo. Porofon’izany ny fahombiazan’ireo hetsika samihafa teto an-dRenivohitra. Hetsika...
View ArticleJean Piso : la vie d’un grand accordéoniste en BD
Au mois d’octobre 2015 dernier, Geneviève Marot a sorti officiellement sa bande dessinée intitulée «Sous les tamariniers de Betioky». Celle-ci raconte l’histoire de Jean Piso, un accordéoniste malgache...
View ArticleSaint-Valentin : une fête sous le signe de la pluie et du délestage
La pluie et le délestage ont été au rendez-vous, hier jour de la fête de la Saint-Valentin. En effet, conformément aux prévisions de la météo, une pluie fine a commencé à tomber depuis la nuit de...
View ArticleSpectacle : Olombelo Ricky enflamme le Louvre
Cette année, l’artiste Olombelo Ricky a déjà effectué plus d’un cabaret, et à chaque prestation, la salle est remplie de ses fans. C’était le cas, vendredi dernier lors de son cabaret au Louvre à...
View ArticleValy Tiana : une dizaine de couples gâtés
Valy Tiana, l’émission de Kolo TV/FM a une fois de plus choyé les amoureux. Une dizaine de couples se sont vus chacun attribuer un lot, lors du tirage au sort qui s’est tenu samedi dernier au centre...
View Article« Taom-baovao malagasy » : hankalaza koa ny any Kanada, Frantsa…
Nampahafantarina, omaly, tao amin’ny Radama Hôtel Antaninarenina, fa ny 9 marsa hifoha 10 marsa izao ny fankalazana ny « Taom-baovao malagasy ». Raha ny teto an-toerana ihany no nankalaza izany...
View ArticleTsy ho ela : hisy fifaninanana DJ hafakely
Tsy mbola fahita! Hotontosaina, amin’ity taona ity, ny fifaninanana DJ izay tsy toy ny fahita hatramin’izay fa hanana ny mampîavaka azy tanteraka. Tsy maintsy mampiasa zavamaneno nentim-paharazana ny...
View ArticleNouvel an Malgache : vers l’adoption d’une date unique
Madagascar est le seul pays où l’on célèbre plusieurs fois le Nouvel An, et ce, selon les régions. Certains le fête vers le mois de juillet, d’autres en décembre. Sous la houlette de l’association...
View ArticleDihy an-tanàn-dehibe : hanome lanja ny fitoniana ny « Ambony ambany 4 »
« Ambony ambany », hetsika iray manandratra ny dihy an-tanàn-dehibe, anisan’ireo efa mahazatra sy tsy zovina amin’ny mpankafy dihy intsony noho izy efa fanao isan-taona. Tonga amin’ny andiany fahefatra...
View Article