Trass Tsiadana : hitondra an-tsehatra ny « Irery aho » i Lija
“Irery aho”, lohatenin’ny rakikira navoakany farany. Manantena kosa anefa i Lija fa tsy ho irery amin’ny fotoana ifanomezany amin’ireo mpankafy, anio alina, eny amin’ny Trass Tsiadana. Izy irery ihany...
View ArticleHisesy ny seho maimaimpoana : hiara-dalana ny fetim-pirenena sy ny “fetin’ny...
Ho fararanon-danonana. Manomboka androany, hisesy ny fety etsy sy eroa, ho fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena. Hiara-dalana amin’ny “fetin’ny Mozika” sy ny “Carnaval de Madagascar” rahateo...
View ArticleDatin’ny Taom-baovao Malagasy : ho fantatra amin’ny desambra ?
Tao anatin’ny taona maromaro, andro (daty) samy hafa no nanamarihana ny « Taom-baovao Malagasy ». Tranga tsy tokony hiseho, saingy noho ny fisian’ny voka-pikarohana sy fomba ary raki-tadidy...
View ArticleAtrikasa « Valiha Mikalo » : « Nahita ny very isika », hoy Rakotondrazafy Gérard
Nametraka fanamby goavana ny fikambanana Ako Miantefa ! Efa tany amin’ny 80 taona mahery no nitady ny very ny Malagasy. « Tsy ao anatin’io vanim-potoana io intsony isika fa efa nahita ny very. Azo...
View ArticleGasy Bulles : « Si peu de bédéistes, mais … »
Dans le cadre du festival de la bande dessinée, Gasy Bulles, une conférence s’est tenue, hier, à la librairie Mille Feuilles à Behoririka, laquelle a été animée par le bédéiste Rindra Razafindrabe...
View ArticleSlam : les Malgaches font un tabac à l’étranger
L’association Madagaslam a donné une conférence de presse, hier, à l’Institut français de Madagascar (IFM) à Analakely. Elle y a relaté l’aventure qu’elle a vécue durant les deux grands concours de...
View ArticleFifaliana Nantenaina : entre documentaire et animation
Lundi dernier, le réalisateur Fifaliana Nantenaina a reçu son premier prix baptisé « Prix CUMSE » grâce à son film documentaire intitulé « Anay ny lalana », lors de la 26ème édition du festival «...
View ArticleNa hatsiaka na erika… : liana amin’ny fety, te hifaly ny vahoaka
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fety ny mponina eto an-dRenivohitra. Hadino vetivety ny fahasahiranana sy ny adim-piainana ary toy ny tsy mampaninona loatra ny fitohanan’ny fiarakodia, tamin’iny...
View ArticleAntsahamanitra : un retour épique et réussi pour Mage 4
Mage 4 signe son «Retour en force» à l’occasion d’un concert qui s’est déroulé, hier, en milieu d’après-midi, et de la sortie de son nouvel album fraîchement intitulé « Fanatitra ». Epique et réussi....
View ArticleUrban dance : Toamasina prend le relais
La capitale de Betsimisaraka a accueilli, jeudi dernier, la deuxième édition de l’événement «Urban Dance», qui a été ponctué par un concours de slam, de danse et par une démonstration de tenue...
View ArticlePSI : Toamasina, aux couleurs de « Yes »
C’est dans une ambiance très chaleureuse et de découverte que la soirée de lancement du préservatif «Yes» s’est déroulée, vendredi dernier, au Pandora Club Toamasina. Après avoir planché des années de...
View ArticleDimy taona ny Ampinga : nampianarina kabary ireo voafonja
Nankalazaina ny alahady teo, teny amin’ny sehatra Maitso Analamahitsy ny ivon’ny faha-5 taon’ny Ampinga. Anisan’ny hetsika iray lehibe nentin’ity fikambanana ity nanamarika izany vanim-potoana izany ny...
View ArticleMozika miaina : any Ambositra ny « Festival Angaredona »
Hiditra amin’ny andiany faha-13 ny « Festival Angaredona ». Raha teto an-dRenivohitra no nahazatra, any Ambositra indray ny hanatontosana ny hetsika, ny 13 jolay ka hatramin’ny 16 jolay izao. Efa hisy...
View ArticleRelais des Plateaux Ivato : nanafana ny lanonana faha-10 taona i Dama
Feno 10 taona ny niasan’ny Relais des plateaux, eny Antanetibe Ivato. Nisy ny lanonana nentina nanamarihana izany ny faran’ny herinandro teo, ka nanasana ireo eo amin’ny sehatry ny fizahantany. Nizara...
View ArticleAngaredona : rendez-vous à Ambositra
Cette année, les organisateurs du festival des musiques vivantes de Madagascar, Angaredona, ont choisi de décentraliser leurs activités et de tenir la 13ème édition à Ambositra du 13 au 16 juillet. Le...
View ArticleConcours de BD : Gasy Bulles a rendu son palmarès
A l’affiche du 4 au 18 juin dans la capitale, les rideaux de la 12e édition du festival de la bande dessinée et de l’illustration, Gasy Bulles sont tombés samedi dernier avec beaucoup de panache. La...
View ArticleRelais des plateaux : Dama en show-case
Dans le cadre de la célébration de ses dix années d’existence, l’hôtel Relais des plateaux à Ivato a organisé un show-case avec Dama du groupe Mahaleo, vendredi dernier. Accompagné de sa guitare, il a...
View Article« Festival Au fil des voix » : anisan’ireo notsongaina ry Justin Vali
Hitety Nosy, amin’ity andiany fahasivy ity, ny « Festival Au fil des voix », fanao any Vaison la Romaine (Frantsa). Tsy hovoadingana i Madagasikara, tsy amin’ny maha Nosy lehibe azy akory fa noho ny...
View ArticleFetin’ny Fahaleovantena : ho avy hanafana ny « podium » i Luyanna
Handray vahiny i Mahamasina… Ankoatra ny matso, arahina fampisehoana goavana eny an-toerana ny 26 jona. Ho avy ao koa i Luyanna… Vahiny tsy nampoizina ! Fantatra fa ho avy manokana eto Madagasikara i...
View Article« Tour de Mada 2016 » : any Fandriana i Nantenaina sy Belahy
Vazo miteny. Tononkira mivantana, mampita hafatra, mitaiza sy manabe… Tafaraka any Fandriana indray i Nantenaina sy Belahy. « Tour de Mada 2016 », fampisehoana lehibe hotanterahin’ireto mpanakanto...
View Article