Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lafo ambongadiny : ny kolontsaina sisa no maha Malagasy

Ny tany, lasan’ny vahiny. Ny teny, laroina amin’ny teny vahiny. Ny toekarena, miankin-doha tanteraka amin’ny vahiny. Ny politika sy ny mpanao politika, kilalaom-bahiny… Any amin’ny kolontsaina sisa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Na teo aza ny sakana… : raikitra ihany ny “THB Tour” any Mahajanga

Afaka manantena ireo mpiala sasatra sy ny tompon-tany. Raikitra ihany ny andiany faha-10 amin’ny “THB Tour” any Mahajanga. Saika foana! Efa nisy ny fanambarana, volana vitsivitsy lasa izay, fa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitampoha : la communauté sakalava à pied d’œuvre

Fidèle à son rendez-vous quinquennal, la communauté Sakalava organise, du 11 au 20 août, le « Fitampoha Menabe » une culture et une tradition propres aux populations Sakalava, et qui peut se résumer au...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toliara Tsimiroro : le tsapiky dans tous ses états

« Si d’autres genres musicaux ont leur propre festival comme le jazz avec Madajazzcar, ou le reggae avec Fianar Reggae festival, alors pourquoi pas le tsapiky ! », a déclaré Anatole, le président de la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

THB Tour à Mahajanga : la Star insiste, la mairie s’y oppose

Cela s’annonce comme un nouveau bras de fer entre les autorités locales de Mahajanga et l’organisateur de THB Tour. L’événement est annoncé prochainement alors que la mairie indique qu’il n’est pas...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Exposition : « Avant le présent » de Léa Mayer

Atuellement au pays, l’artiste peintre français Léa Mayer offre une exposition baptisée « Avant le présent » qui se tiendra du 11 août au 1er septembre à l’Is’art galerie à Ampasinimalo. L’artiste...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fandaharana « Mbarakaly » : nodimandry i Abel Rakotozanany

Misy ireo malaza hita amin’ny fahitalavitra. Tsy mba isan’izany, saingy nanana anjara biriky teo amin’izay sehatra izay i Abel Rakotozanany. Fantatra fa nodimandry, omaly, rehefa avy nolazoin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sarimihetsika : mampahafantatra ny talentany ny Japoney

Mampahalala an’i Madagasikara, any ivelany any, indrindra any amin’ny fireneny, sady maneho ny talentany eo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika ry zareo Japoney. Vao mainka manamafy ny fifanakalozana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teatra Monisipaly Isotry : « Tsara ny fahavitany fa mila averina koa...

Tsy ampy ny toerana hoenti-mampivelatra ny kolontsaina malagasy. Ny efa nijoro, rava… Ankehitriny, vita ny fanavaozana ny Teatra Monisipaly Isotry. Tontosa soa aman-tsara ny fanavaozana sy fanatsarana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Isotry : misokatra indray ny Tranompokonolona Isotry

Efa misokatra ho an’ny rehetra ny Tranompokonolona Isotry ankehitriny. Vita ny fanamboarana ny atin’ny trano izay nataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nohavaozina ny tafo atiny sy ivelany, ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Réhabilitation : la Tranompokonolona Isotry rénovée

Après des années de lobbying mené par l’association FMTM ou Fikambanan’ny mpanao teatra malagasy, la réhabilitation du théâtre municipal d’Isotry est maintenant chose faite. Il est rénové et déjà...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

GWEN R. : un message d’espoir à travers la danse

A peine sa tournée en Europe et en Afrique s’est achevée que la chorégraphe Gwen Rakotovao se consacre déjà à la réalisation de son nouveau projet baptisé « Esperanto ». Une pièce de danse qu’elle...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lalao Fihezama : hisy fifaninanana ho an’ny ratsy tarehy

Ankoatra ny fifaninanana ara-panatanjahantena, hanana ny toerany koa ireo hetsika ara-kolontsaina mandritra ny « Lalao Fihezama », hotanterahina any Brickaville ny 16 hatramin’ny 20 aogositra izao....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teny sy soratra : hanao zaikabe ny FMTS

Hiatrika ny zaikabe voalohany ny Federasiona mpikanto teny sy soratra (FMTS). Fivoriambe hotanterahina anio etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hanaovan’ny fikambanana tsirairay mivondrona ao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Abel Rakotozanany : niraradraraka ny fanomezam-boninahitra

Olomanga tokoa… Tamin’izy tojo tsy fahasalamana efa nisy ny fifanentanana nataon’ireo havana, namana, mpiara-miasa tamin’i Abel Rakotozanany. Samy naneho ny alahelo ary nanome voninahitra sy nahatsiaro...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Revy gitara an-tsehatra : hanomezana aina vao ny “vazo eto amin’ny tanàna”

Nanamarika ny fiverenan’ny tarika Raberanto ity taona ity. Nanamarihan’izy ireo ny faha-35 taona nisiany, sy nitondrany ny “vazo eto amin’ny tanàna” ihany koa. Taorian’ny seho tetsy amin’ny CCEsca...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Balita Marvin : un retour plus « agressif »

Une des voix d’or de la musique de la Grande île, un des pionniers du R’n’B du pays, idole des mélomanes de sa génération, Balita Marvin est l’un de ces artistes talentueux les plus appréciés des...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Guide du week-end

Vendredi 12 août Inah & Mahery  au Telozoro Un duo aguerri de l’interprétation de grands classiques « gasy gasy », Inah et Mahery vont monter sur scène, ce soir, pour faire vibrer les mélomanes. Si...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cinema Extrême : nitombo isa ireo lalao hiaka farany

Fotoam-pialantsasatra. Nezahan’ny Cinema Extreme etsy Antanimena hifanandrify indrindra amin’izany, ny fampidirana ireo karazan-dalao sy fialamboly vaovao, izay hiaka farany. Natao indrindra ho an’ireo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Is’art Galerie : ampahafantarina ny « Avant le présent »

Raha somary mangingina ny tontolon’ny fampirantiana hosodoko sy kanto araka endrika amam-bika any amin’ny ankamaroan’ireo foibe ara-kolontsaina, mitohy kosa izany etsy amin’ny Is’art Galerie etsy...

View Article
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live