Tontolon’ny sarimihetsika : misokatra amin’izao tontolo izao ny RFC faha-11
Misoko miadana. 10 taona nisiana ny Festival « Fihaonamben’ny sarimihetsika fohy » (Rencotre du film court) eto Madagasikara na ny RFC. Tonga amin’ny andiany faha-11 izy izao, hatao eto Antananarivo sy...
View ArticleHetsika iraisam-pirenena : hanomboka rahampitso ny « Madajazzcar faha-26 »
Andro A-1. Hirotsaka rahampitso ny fiatrehan’ny rehetra ny « Festival Madajazzcar » andiany faha-26. Tsy i Madagasikara irery no mpandray anjara fa maro ireo vahiny hitondra ny mozikany. Hanenika ireo...
View ArticleSeho tolo-tanana : hiray sehatra i Kiady, Luk ary ny tarika Miro’Art
Misy namana iombonana, tojo aretina sarotra. Vokatr’izay, nifanentana ary hifanome tanana ireo mpanakanto mpinamana, hanao seho iray ho fitadiavam-bola hanampiana amin’ny fitsaboana ny marary, izay...
View ArticleSolidarité : Voulzy-Souchon, époustouflant
Tous deux vêtus de jean, veste et cravate noir, avec chemise blanche, le duo Voulzy – Souchon a offert une prestation hors pair, hier soir au Centre de conférence internationale (CCI) d’Ivato. Liés...
View ArticleThe Dizzy Brains : un malgache au festival Transmusicales
Le festival Transmusicales, ou Rencontres Trans Musicales, est l’un des plus grands festivals internationaux de promotion de musiques actuelles issues de divers pays du monde entier. Son but est de...
View ArticleSeho ho an’ny asa sosialy : nampihirain’ny fony i Laurent Voulzy sy i Alain...
« Tohina ny foko… Tsy vitan’ny faly nahita ireo ankizy beazina ao amin’ny akany fa tsy nampoiziko ihany koa ny fandraisanareo mpijery anay. Fo miara-mitempo ny antsika, sady ho an’ny asa fanampiana...
View ArticleMadajazzcar : et c’est parti pour la 26ème édition
Cette année, le festival international Madajazzcar en est à sa 26ème édition. Proposant un programme chargé, il débutera aujourd’hui à Antsahamanitra avec la participation de plus d’une vingtaine...
View ArticleTsiadana : Kiady, Luk et Mi’ro art à l’affiche
Pour la bonne cause, les quatre chanteurs Kiady, Luk et le groupe Mi’ro Art, composé de Inah et Lilie, seront réunis pour la première fois sur scène, demain à l’espace Dera à Tsiadana. « L’espace nous...
View ArticleSeho niavaka : tsy nanary ny fototra ny Madagascar All Stars
Kintan’ny mozika malagasy… Tsy fandokafana fotsiny, fa tena voamarina mihitsy ny anarany, raha notarafina tamin’ny seho nataon’ny Madagascar All Stars, ny asabotsy teo, teny amin’ny lapan’ny...
View ArticleFestival Madajazzcar andiany faha-26 : natsiro ny fanokafam-bavony tao...
Lafatra sy nampilendalenda. Raha nahandro dia satry hiverenana matetika ny andran-tsiron’ny « Festival Madajazzcar » andiany faha-26, nanaovana ny fanokafam-bavony ny asabotsy teo, tao Antsahamanitra....
View ArticleFampianarana dihy : nahazo foibe ny « Choréo Dance Club »
Tany amin’ny taona 2007 no efa niorina ny « Choréo Danse Club »… Nampahafantarina, omaly, teny Tsimbazaza ny fisian’ny foibe fampianarana dihy ara-panatanjahantena, dihy mihaja ary dihy moderina,...
View ArticleMadagascar all stars : l’inoubliable show de grands artistes
Mettre Régis Gizavo, Erick Manana, Olombelo Ricky, Jaojoby, Justin Valiha et Dama sur une même scène, le résultat n’est autre que surprenant. C’est ce qui s’est déroulé samedi dernier au Palais des...
View ArticleNamoroka : le fruit d’une expédition scientifique
Un nouvel ouvrage collectif intitulé « Namoroka, mission à Madagascar », écrit par Lucile Allorge et Thomas Haevermans, vient de paraître. Ce livre est le fruit d’une expédition scientifique menée par...
View ArticleFifaninanana « Orange Battle Freestyle » : azon’i Maya ny loka voalohany
Norombahin’i Maya ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana « Orange Battle Freestyle » andiany voalohany, nokarakarain’ny Association OEKOP sy ny Orange Madagascar. Araka ny nampanantenaina, nomena...
View ArticleFestival art urbain : l’art contemporain au menu
En collaboration avec Swiss Arts Council Prohelvetia, l’Is’Art Galerie organise plusieurs ateliers à l’endroit des adeptes de l’art contemporain, dans le cadre du festival Art Urbain qui se tiendra du...
View ArticleBande dessinée : zoom sur les esclaves de Tromelin
Après un film documentaire et un ouvrage collectif relatifs à la fouille archéologique menée par des scientifiques français sur l’îlot de Tromelin, une des îles Eparses situées dans l’océan Indien en...
View ArticleMadajazzcar : l’exposition de Sophie Le Roux annulée
Organiser un festival n’est pas chose facile, surtout si lorsqu’au dernier moment certains détails ne sont pas encore réglés. C’est le cas de l’exposition de photographie que devrait effectuer Sophie...
View Article« Hazo be ravina » : hoentina eny Ankatso ny « R’Imbosa mizara »
45 taona aty aoriana, haresaka indray ny Grand Amphi Degs eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Tafiditra ao anatin’ny hetsika « R’Imbosa mizara », hifarimbona amin’ny famoahana sy fanehoana...
View ArticleNavy Band Topside : nifanakalozana traikefa ireo Malagasy mpitendry
Tranga mahalana. Taorian’ny seho tao amin’ny Carlton, afakomaly alina, nifampizara traikefa tamin’ireo Malagasy tanora mpitendry jazz teny amin’ny Foiben-kolontsaina amerikanina, Tanjombato, omaly,...
View ArticleMadajazzcar : de la bonne humeur avec Navy Band
Ils sont jeunes. Ils sont talentueux. Ils ont aussi du cœur. Il s’agit du groupe américain Navy Band qui a donné un atelier hier au Centre culturel américain à Tanjombato. Après cela, il pense offrir...
View Article