Oktoberfest : Big MJ a enflammé California
L’évènement de THB « Oktoberfest » a bien commencé, vendredi dernier au California Andraharo. La soirée a connu une ambiance folle avec la prestation de Big MJ, l’ambassadeur de la marque THB, et les...
View Article« Pazzapa Next Gen » : nihaona nivantana tamin’ny mpankafy ireo mpifaninana
Efa maro mpankafy sahady ! Mbola aty amin’ny dingan’ny fifanintsanana, kanefa efa raisin’ireo olona marobe ho toy ireny mpanakanto fanta-daza ireny sahady izy valo mianadahy, izay mifanintsana ao...
View ArticleTarika Rheg : andiany faha-4 ny « November Rock »
Mandia ny faha-15 taona niorenana ny tarika Rheg. Maro ireo hetsika efa vita. Mbola misy koa ny hatolotra ny mpanjifa ny kanto. Iray amin’ireny ny « November Rock » andiany faha-4. Nandritra ny tafa...
View ArticleTakalo sy fifampizarana : nitondra ny anjarany ho an’ny tanora i Frank Raholison
Totoafo ny atrikasa fifampizarana anatin’ny Madajazzcar eo amin’ireo zoky sy vahiny amin’ireo zandry mpitendry eto an-toerana. Omaly, hafaliana ny nifanakalozana amin’ny fitendrena amponga maroanaka...
View ArticlePazzapa : un millier de fans au rendez-vous
En collaboration avec Telma, l’équipe de Dreaming a organisé hier une séance de dédicaces données par les jeunes artistes participants à l’émission télévisée Pazzapa, au grand parking de Jumbo à...
View ArticlePrix découvertes RFI : mija Kamisy défiera les 13 finalistes
Après le succès de Mikea (2008), Rajery (2002) ou encore Senge (1999), la musique malgache peut encore rêver d’une autre consécration au «Prix découvertes RFI». En fait, la jeune chanteuse Mija Kamisy...
View ArticleMadajazzcar : tsara vintana ry Navy Band Topside
Indroa nandry am-bavahady ny valala. Tafaverina eto Madagasikara tamin’ny fomba tsy nampoiziny ny ekipan’i John Wheeler, mpitendry mozikan’ny tafika an-dranomasina amerikanina (Navy Band Topside),...
View ArticleKely manam-peo miavaka : hoavin’ny bà gasy i Voara, tarika Fangia Kalo Gasy
Nitsangana ireo mpijery rehetra tao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena, raha vao naheno ny feon’ilay zazavavy kely, nampiakarin’i Eric Manana an-tsehatra… Mandona ny fo sy fanahy ny angolany, ary...
View ArticleValim-pitia sy valim-babena : manana tetikasa hanatsara ny Tranompokonolona...
Taorian’ilay fampisehoana notontosain’ny tarika Madagsikara All Stars tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, nilaza ny ho tohin’ny fandaharanasany teo anoloan’ny...
View ArticleGuide du week-end : à travers les différents cabarets à l’affiche, vendredi...
Mena au Glacier Une Tence Mena déjantée, comme on l’a découverte ces derniers temps dans ses nouveaux clips diffusés en boucle sur le petit écran, s’annonce à l’affiche du Glacier à Analakely ce soir,...
View ArticleMadagascar all stars : «Valibabena Tour» en gestation
Après le concert donné samedi dernier au Palais des sports et de la culture de Mahamasina, le groupe Madagascar All Stars prépare d’autres activités dans le but de promouvoir la culture malgache en...
View ArticleNouveauté ouvrage : Titane Pigny dévoile son «Adultère… »
Titane Pigny vient de sortir sa troisième autobiographie, intitulée «Adultère, dites-vous ?». Le sujet y est plus délicat que dans ses deux premiers ouvrages. Il évoque notamment des épreuves qu’elle...
View ArticleDe nouveaux albums pour l’année prochaine
Justin Vali : actuellement, je suis en plein travail pour le prochain album de «Malagasy Orchestre» ainsi que de Quartet, mon propre groupe. Ces deux opus devraient sortir officiellement l’année...
View ArticleHomarihina an-tsehatra : hankalaza ny faha-70 taonany i Lalao Rabeson
« Fehezam-boninkazo, 70 taona… ». Io no nampisalorana ny fanamarihana ny faha-70 taon’i Lalao Rabeson, mpanakanto anisan’ireo nanamarika ny mozika malagasy. Araka ny efa nampanantenainy, homarihiny...
View ArticleKalon’Imerina : hivoaka ny boky « Tiona ba gasy »
Azo antoka tanteraka ! Hivoaka voalohany mandritra ny seho hotanterahin’ny tarika R’Imbosa eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny 16 oktobra izao ilay boky « Tiona ba gasy ». 60 pejy hirakitra solfa...
View ArticleFestival art urbain : favoriser les échanges avec les artistes étrangers
Offrir une plateforme pour renforcer les échanges artistiques et techniques avec les artistes étrangers, venus d’Afrique et des autres îles Is’art Galerie, tel est l’objectif fixé par l’association...
View ArticleMadajazzcar : «Nous allons dévoiler nos propres compositions», dixit Tower...
Le festival international Madajazzcar prendra fin aujourd’hui. Comme tous les ans, le concours baptisé «Tremplin Madajazzcar» sera la cerise sur le gâteau. A noter que le grand gagnant de cette 26è...
View ArticleFaran’ny herinandro an-tsary
Tsy diso anjara tamin’ny fanolorana seho tao anatin’ny « Madajazzcar » i Silo sy ireo zavamanenony. Nisantarany ny anjarany tao amin’ny Hotel de l’Avenue Analakely (ex Kamoula), ny alin’ny zoma teo,...
View Article« Festival Madajazzcar faha-26 » : tsy manam-paharoa ny famaranana ny hetsika
Nikatona, ny asabotsy lasa teo tao Antsahamanitra, ny “Festival Madajazzcar” andiany faha-26. Afa-po ny komity mpikarakara. Naneho ny talentany sy ny famoronany ny tanora vao misondrotra tamin’ny...
View ArticleClôture de Madajazzcar : un podium et une soirée
Pour clôturer en beauté la 26ème édition du festival international Madajazzcar, les équipes de l’organisation ont offert un grand podium, samedi dernier à Antsahamanitra, suivi d’une cérémonie de...
View Article