T-Movie : l’une des rares associations reconnues dans le 7e art
T-Movie a été la seule association œuvrant dans le cinéma à avoir été vue parmi les divers stands du village de la Francophonie, la semaine dernière. Peu à peu, elle commence à être reconnue que ce...
View ArticleSOS village d’enfants : 150 enfants au village de la Francophonie
L’expérience s’est avérée enrichissante pour les enfants du SOS village d’enfants qui ont pris part aux animations culturelles de la semaine dernière, au village de la Francophonie. Le 23 novembre, ils...
View ArticleMusique : Mahogany Jones en tournée au pays
Une figure de proue de la musique urbaine aux Etats-Unis, Mahogany Jones est dans nos murs depuis le 27 novembre et y restera jusqu’au 5 décembre. Une visite qui sera ponctuée de concerts, d’ateliers...
View ArticleFimpima maneran-tany : sampana enina tao anatin’ny iray volana
Tao anatin’izay 50 taona mahery niorenan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fimpima maneran-tany) izay, sambany no nahitana fitsanganana sampana 6 tao anatin’ny iray volana. Sambava,...
View ArticleRehefa avy any ampita… : hanolotra seho goavana ry The Dizzy Brains
Hiavaka amin’ireo hetsika ara-javakanto, amin’io faran’ny herinandro io, ny hitranga etsy amin’ny Le Club Antanimena, ny asabotsy 3 desambra hariva izao. Hetsika tohanan’ny vondrona Ultima Media....
View ArticleLittle Hennessy Ivandry : handray “soirée Boho Chic”
Zava-baovao sy manintona hatrany. Handray ny “soirée Boho Chic” indray ny Little Hennessy, eny amin’ny Pack Yellow Ivandry, ny asabotsy alina ho avy izao. Mpanakanto tanora, samy manana ny maha izy azy...
View ArticleLittérature : « L’oragé », un retour aux sources
Lauréate du Grand prix du roman métis 2016 pour son livre sobrement intitulé « L’oragé », Douna Loup est au pays à l’occasion d’une rencontre littéraire qui se tiendra, ce samedi, à l’Institut...
View ArticleLittle Hennessy : une soirée «Boho chic» pour samedi
Pour clôturer la semaine en beauté, Little Hennessy au Pack Yellow à Ivandry propose une soirée inédite. Baptisée «soirée Boho chic», elle sera animée par des jeunes et non moins talentueux...
View ArticleMada Sakafo Festival : les merveilles des zones côtières à l’honneur
La deuxième édition de l’évènement culinaire Mada sakafo festival se déroulera le 3 décembre à partir de 20 heures au Carlton Anosy. Cette année, les organisateurs ont eu l’idée de mettre à l’honneur...
View ArticleRakitsary fahatelo – Hiragasy : namoaka ny « Isika ihany no Tsika » i Rainitelo
Mirotsaka ny orana. Somary mangina ny fitetezam-paritra ataon’ny mpihiragasy. Na izany aza, misy ny vokatra azo atolotra. Namoaka ny rakitsary DVD « Isika ihany no Tsika » ny tarika Rainitelo avy any...
View ArticleIs’Art Galerie : haneho ny kanto eny an’« Art’Be » i Nemo
Sambany hampihaona ny vokatry ny aingam-panahiny amin’ny mpankafy zavakanto i Nemo, tanora matihanina eo amin’ny tontolon’ny fakàna sary. Ho hita taratra ny mampiavaka azy amin’ny maro. Misalotra ny...
View ArticleTantara tena nisy : efa mandeha anaty efitrano ny « Adisanina fan’dio »
Tao anatin’ny herinandro izay, efa mandeha any anaty efitrano ny sarimihetsika « Adisanina fan’dio ». Tantara tena niseho nandritra ny fitetezam-paritra nataon’ny tarika Team Safelika. « Ao ireo tranga...
View ArticleRap sy tolo-tanana : les artistes solidaires
Une communauté d’artistes évoluant dans le milieu HipHop va donner un concert de solidarité, ce dimanche, au PK0 Soarano pour venir en aide à Onja Faniry Ravelonirina. « C’est dans les moments...
View ArticleRFC : les appels à candidature lancés
L’association Rencontres du film court (RFC) à Madagascar est actuellement en pleine préparation de la 12e édition du festival RFC qui se tiendra l’année prochaine. Sur ce, elle lance divers appels à...
View ArticleTolotra Noely : fanomezana ho an’ny mpanjifa Canal +
Samy mahazo ny anjarany ny tsirairay. Izay ny fanambin’ny Canal +, raha ny fanazavan’ i Jean François Duboy, tale jeneralin’ny sampana eto Madagasikara, omaly. Nampahafantatra ireo tolotra vaovao,...
View ArticleNivoaka ny rakikira faharoa : mivelatra kokoa ny mozikan’i Eusébia
Nandihy avy eo nihira nanaraka an’i Jaojoby rainy no nahatsiarovan’ny maro an’i Eusebia. Efa maro kosa anefa ny lalana nodiaviny tao anatin’izay taona maro izay. Porofon’izany ny fahamatorana...
View ArticleFanomanana ny Noely : hiantsa fiderana ny Akon’ny Finoana
Toy ny fanaony isan-taona, ho fanomanana ny Noely, hanatanteraka antsa fiderana ny antoko mpihira Akon’ny Finoana avy amin’ny sampana tanora kristianina, FJKM Ambanilalana Finoana. Sanganasana...
View Article15 taona naha vakoka iraisam-pirenena : havoaka boky ny hakanton’Ambohimanga...
15 taona katroka, amin’ity taona ity, ny naha voafidy an’Ambohimanga Rova ho anisan’ireo vakoka iraisam-pirenena. Tsy handalo fotsiny izany tsingerin-taona izany fa hisy ny fety makotrokotroka....
View ArticleCanal+ Madagascar : le « Grand show de Noël » a commencé
Les festivités de fin d’année battent déjà leur plein chez Canal+ Madagascar. L’occasion a ainsi été saisie, hier, au cours d’une conférence de presse donnée à Andraharo, par les responsables de...
View ArticleMpanao gazety sady mpanakanto : nodimandry i Andry Rabeherisoa
Mahatsiaro ny fomba fanorany ireo mpanaraka ny vaovaon’ny zavakanto. Mpanao gazety tao amin’ny Madagascar Tribune, avy eo tao amin’ny L’express de Madagascar mantsy i Andry Rabeherisoa. Araka ny vaovao...
View Article