Fampisehoana « Tsara ny Tompo » : rock entina itoriana Filazantsara
Teraka rehefa noketrehana nandritra ny 2 taona ny rakikiran’ny GR Groupe “Tsara ny Tompo”. Misy hira 10 ao anatin’ny kapila mangirana. Ampiakarina an-tsehatra eny amin’ny CCEsca Antanimena izany...
View ArticleVato miteny : du nouveau pour la deuxième édition
Organisé par Zo Hariniry Ravelojaona, l’évènement « Vato miteny » aura lieu au mois de septembre prochain. Par rapport à la précédente édition, l’organisatrice projette de développer le concept grâce à...
View ArticleRéseaux sociaux : un vecteur de promotion pour le pays
« Porter haut et fort les couleurs de Madagascar», c’est à travers ce leitmotiv que Geoffrey Gaspard s’engage à donner une meilleure image de la Grande île notamment la partie Nord, par le biais des...
View ArticleQuizz Ikoizana : les deux finalistes de Tana connus
La finale régionale, celle d’Antananarivo plus précisément, du concours «Quizz Ikoizana» s’est tenue, samedi dernier, à l’Alliance française d’Antananarivo (AFT). Après les quatre manches du concours...
View ArticleKabary : hamoaka mpikabary 620 ny Mpikalo
Rehefa nianatra kabary tao anatin’ny herintaona, hamoaka mpikabary mahatratra 620 ny Mpikabary katolika (Mpikalo). Hetsika hotanterahina ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny asabotsy 6 aogositra...
View ArticleRap Gasy : haverina an-tsehatra ireo hira taloha
“Rap Gasy Top 50 & Classics”. Hetsika miavaka, ary zava-dehibe ho an’ireo ao anatin’ny tontolon’ny Hip-Hop izy ity. Haka endrika fampisehoana goavana, izay hotontosaina ao Antsahamanitra ny...
View ArticleAnkatso : “Ay ve”, seho hafa noho ny hafa
Lasa toerana ipoirana, ivelarana ary ifamezivezen’ny zavakanto sy ny kolontsaina ny eny Ambohitsaina, araka ny dingana vaovao napetraky ny Craam*. Anisan’ny hanaporofo izany ny “Ay ve”, tetikasa...
View ArticleSalon des jeux de société : liana ny ankizy
Nisokatra ny alatsinainy teo, eny amin’ny Alliance française (AFT) eny Andavamamba ny andiany faha-21 amin’ny « Salon des jeux de société ». Toy ny tamin’ireo andiany teo aloha, raha somary vitsivitsy...
View ArticleAkademy Theatre : To be or not to be, à l’affiche
« To be or not to be », cette citation de Shakespeare a inspiré l’Akademy théâtre pour son premier grand spectacle qui se tiendra le 6 août prochain, au Dôme RTA Ankorondrano. Il se divisera en huit...
View ArticleSemaine du Kabary : Mahajanga, ville hôte
Mahajanga va accueillir du 7 au 14 août, la semaine du « Kabary ». Comme un mini festival, cet événement se verra ponctué par un grand carnaval, une représentation d’art oratoire et une exposition. Un...
View ArticleAntsahamanitra : mbola hafa ny « Manal’azy vita Bacc »
« Manal’azy vita Bcac ». 25 taona lasa izay no nisian’izany hetsika, iarahana amin’i Olombelo Ricky, izany voalohany. Ankehitriny, mbola misy izy ary mitazona ny maha izy azy. Hotontosaina anio hariva,...
View ArticleCom. Nat Unesco – Tantsary : nahasarika tanora ny taosary
Nosokafana omaly tetsy amin’ny foiben’ny vaomieram-pirenena malagasy miara-miasa amin’ny Unesco (Com.Nat. Unesco) Behoririka ny atrikasa fampianarana taosary. 30 teo ho eo ny mpandray anjara ka saika...
View ArticleSmile Party : hivelatra kokoa ny hetsika
Miditra amin’ny andiany faha-12! Efa tafapetraka ny anarana, ary efa fotoana ifanomezan’ireo tanora ny “Smile Party”, isaky ny zoma aorian’ny baccalauréat. Araka izany, Hotontosaina ny zoma 5 aogositra...
View ArticleFampiaraham-peo : hiray sehatra i Black Nadia sy J love
“Amour sans couleur”. Io ilay hira niarahan’i Black Nadia nampiara-peo tamin’ilay mpanakanto afrikanina J love. Araka ny efa nampanantenainy, hisy ny fiarahan’izy ireo an-tsehatra, tsy ho ela. “Hahazo...
View ArticleNjakatiana : ce sera un duo de virtuoses…
Pour ce week-end, plus précisément dimanche prochain, les deux chanteurs de charme, Njakatiana et Lôla investiront le Coliseum d’Antsonjombe. D’après Njakatiana, le spectacle sera exceptionnel où leur...
View ArticleCabaret : Black Nadia en live avec J Love
Chose promise, chose due. Black Nadia partagera l’affiche de son prochain cabaret dans la capitale avec J Love, un chanteur africain, avec qui la chanteuse a récemment effectué un duo dans « Amour sans...
View ArticleUNESCO : un atelier de dessin pour les jeunes
L’association Tantsary et la Commission nationale malgache pour l’Unesco organisent conjointement un atelier de dessin tout au long de ce mois-ci, à Behoririka. Développer et améliorer sous tous ses...
View ArticleOrtana : raikitra ny « Fanorona ho an’ny rehetra »
Fanorona, lalao fanaon’ny Malagasy. Somary lefy ihany tao anatin’ny taona maro. Tao anatin’ny volana maromaro, nomena lanja sy hasina indray ny fanorona. Anisany mivohy izany ny Ortana. Efa misy ihany...
View ArticleDadafara : « Mampaharitra ny hiragasy ny K7 »
Fitaovana iray enti-mitahiry sy mampaharitra ny hiragasy ny K7. Fanamarihana nisongadina tamin’ny voalazan’i Dadafara, ela nihetezana amin’ny famokarana rakikira an’ny mpihiragasy. Raha mitondra...
View ArticleFanohizana ny fiverenana an-tsehatra : handray anjara amin’ny « Bacup Live »...
Fanamby napetraky ny tarika Krutambull ny hiverina an-tsehatra ka handray anjara matetitetika amina fampisehoana. Tontosa ny tetsy Antsonjombe. Anio kosa ny etsy amin’ny Kianjan’Alarobia mandritra ilay...
View Article