Ba Gasy : Angola Itokiana souffle ses 7 bougies
C’est dans un esprit de partage et de convivialité que le groupe « Angola Itokiana » a soufflé ses 7 bougies samedi dernier, le temps d’un concert au centre culturel Antsahavola, samedi dernier. Pour...
View ArticleOIF : hisy fifaninanan-kira ahazoana 3 tapitrisa Ar
Sehatra iray hanehoana ihany koa ny kanto sy ny kolontsaina malagasy ny fivoriambe faha-16 an’ny frankofonia, hotanterahina eto amintsika, amin’ity volana novambra ity. Manoloana izany indrindra,...
View ArticleNarisoa : « Ny hiran’i Jérôme Randria no tena nankafiziny »
I Narisoa, iray amin’ireo mpanakanto nifanerasera tamin’i Doudou Michel. Nambarany fa mpanentana anisan’ny tena mahay tokoa i Doudou Michel. Mpamokatra hetsika ara-javakanto ihany koa. Sady mpihira no...
View Article« Fitiavana marina » : nodimandry i Doudou Michel
Nisahana andraikitra maro teo anivon’ny fianakaviana, mpiara-monina, mpiray tanindrazana. Sehatra maro no banga… Nindaosin’ny fahafatesana i Doudou Michel. Lavo ny andrarezina ! Nodimandry teo amin’ny...
View ArticleRehefa niato kely… : hiverina an-tsehatra i Nina’s
Nambara teto, volana vitsivitsy lasa izay, fa hiato kely amin’ny mozika i Nina’s. Ny antony, niatrika ny fiterahana izy ka nanapa-kevitra ny hiompana tanteraka amin’izay. Araka ny vaovao nampitain’ny...
View ArticlePoezia : ho tonga eto ny filohan’ny Slaam
Hiavaka ny fifaninanana nasionaly amin’ny « slam », hotanterahina ny 10 hatramin’ny 17 desambra eto Antananarivo, amin’ity taona ity. Ho tonga hanatrika sy hanome voninahitra izany ny filohan’ny...
View ArticleNécrologie : Doudou Michel n’est plus
Michel Andriamparany, connu sous son nom d’artiste Doudou Michel, est décédé lundi matin à l’âge de 65 ans des suites d’une crise cardiaque. Les rumeurs ont circulé de très tôt sur un éventuel décès...
View ArticleExpression artistique : la musique descriptive se découvre
Un événement à la fois cultuel et culturel unique en son genre, le concert de la chorale Amboarampeo, samedi dernier, à la FJKM Faravohitra, a fait la part belle à la musique descriptive. «De manière...
View ArticleConcours : musique d’Afrique à la rencontre du public
Soucieuses d’assurer la promotion de la musique africaine dans son essence, l’Organisation internationale de la Francophonie et l’Association des médiateurs culturels lancent conjointement le concours,...
View ArticleNosy Be Jazz Festival : une première édition réussie
Le rideau est tombé ! L’association Nosy Be jazz festival organization committee (NBJFOC) ainsi que le public sont satisfaits de cette première édition. Ainsi, le festival s’est clôturé, lundi dernier,...
View ArticleKabary : raikitra fa hisy ny « Andro nasionaly »
Tontosa ny fihaonana teo amin’ireo mpikabary avy amina fikambanana 18. Tapaka tamin’izany fa isaky ny 15 septambra no hanamarihana ny « Andro nasionaly ho an’ny kabary ». Raha ny nambaran’ny nandroso...
View ArticleAkademy theatre : efa misehatra ireo mpiofana
Na mbola tsy vita tanteraka aza ny fianarana, efa miroso amin’ny fampiharana ka miaka-tsehatra ireo mpianatra teatra ao amin’ny Akademy theatre. Fantatra izao fa anisan’ireo handray anjara ary hitondra...
View ArticleNini, Mahery, Poon : mitohy hatrany ny « Rock & Folk »
Andiam-pampisehoana miavaka ny “Rock & Folk”. Ny antony, hitan’i Nini (Kiaka), Mahery (Johary) ary i Poun (Green) ny tena handrasan’ireo mpankafy, hany ka fahombiazana foana ny fiarahana. Fantatra...
View ArticleLalatiana : une chanteuse engagée pour le développement du pays
Actuellement au pays à l’occasion du Nosy Be Jazz Festival, Lalatiana donne ses impressions suite à cet évènement qui a pour objectif de promouvoir le tourisme culturel, surtout pour les locaux. Se...
View ArticleExposition : « Mad’arts sur vie » pour l’enfance malgache
Un rendez-vous éclectique et riche en diversité. Le salon des arts baptisé «Mad’Arts-sur-Vie» «Mad’arts sur vie» s’installe cette semaine à la galerie l’Artiste à Analamahitsy pour venir en aide à...
View ArticleNina’s : c’est reparti pour une tournée
Une nouvelle qui va réjouir les fans. Maman depuis bientôt 4 mois, Nina’s se remet sur pied, prête à entamer une tournée nationale. Durant sa grossesse jusqu’à son accouchement, Nina’s est restée très...
View ArticleIFM : « Nuit malgache », alina miavaka
Mihamaro hatrany ireo hetsika ara-javakanto mifandray amin’ny fanatontosana ny fihaonamben’ny frankofonia eto amintsika, afaka herinandro vitsy. Anisan’ireny ny « Nuit malgache », karakarain’ny...
View ArticleHafakely ! Mihoatra ny fady… : « Manana ny maha kanto azy ny sariolona...
Mitsoka haingana mankaty amintsika ny rivotry ny kolontsaina vahiny. Saingy, hatreto, na inona na inona fomba fisainana vaovao avy any ampita any, mbola hita taratra eny amin’ny fiarahamonina malagasy...
View ArticleDadalora sy Rapolison : nofoanana ny adin-kiragasy
Tao anatin’ny andro maromaro no efa nahafantarana fa hifanandrina etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina ny tarika Dadalora avy any Manalalondo sy Rapolison Mandiavato. Raha ny vaovao nampitaina,...
View ArticleFredy Jaofera : « Ny ao an-trano no sekoly voalohany »
Malagasy tsy mahay teny malagasy ! Amin’ny lafiny iray, mahavariana, fa amin’ny endriny hafa, tsy mahagaga. « Ahoana moa no ahafahan’ny Malagasy manoratra teny malagasy, kanefa ny rakibolana aza tsy...
View Article