Festival Sorogno : des artistes de renom à l’affiche
Malgré tous les divers problèmes rencontrés pour préparer le festival Sorogno, les organisateurs affichent leur optimisme cette année quant à la tenue de la 17ème édition dudit festival, du 7 au 11...
View ArticleJazz it up : une dizaine de groupes à l’AFT
Le jazz dans tous ses états ! C’est le menu proposé par le club de jazz de l’Alliance française dénommé «AfJazz», lors de la deuxième édition du «Jazz it up» qui se tiendra, le 2 septembre prochain, à...
View ArticleKolontsaina sy fiarahamonina : andiany faha-5 ny « Festi Sôva »
Tarika mpisôva maro no hanafana ny « Festi Sôva » andiany fahadimy. Hetsika hamondrona ny kolontsaina sy ny fanabeazana mba hananana ako tsara eo anivon’ny fiarahamonina. Fifampitaizana amin’ny...
View ArticleVakisova : plus d’une quinzaine de troupes invitées
Organisé par l’association Tambohobe, le Festi Sova en est à sa 5ème édition, cette année. Il se déroulera, le 27 août prochain, sur le Parvis Analakely et propose plus d’une quinzaine de troupes. Le...
View ArticleAmponga Fest : la percussion sous toutes ses formes
Une manifestation unique en son genre. Aponga Fest fera vibrer les amateurs de musique percussive de la capitale, du 2 au 4 septembre prochain. Elle est une des rares, sinon la seule manifestation...
View ArticleCinema : le Prix de la critique africaine relancé
En 2013, le festival panafricain du cinéma et de la télévision d’Ouagadougou, connu sous le nom de Fespaco, a lancé le Prix de la critique africaine attribué à la meilleure production cinématographique...
View ArticleDingana lehibe… : hisy isan-taona ny « Festival de théâtre »
Manomboka amin’io taona ho avy io, hisy ary hitohy isan-taona ny « Festival de théâtre”, hetsika iray goavana, mbola tsy nisy mihitsy hatreto, hanomezan-danja ity karazan-javakanto iray ity. Anisan’ny...
View ArticleAlbert Rabearifeno : « La philosophie malgache est la meilleure au monde »
Connu sous son nom de plume Yoki-Be Ram’s, l’écrivain Albert Rabearifeno, membre de l’association Havatsa Upem, continue toujours à écrire et à transmettre son savoir par écrit. Ainsi, il projette de...
View ArticleSehatra Ba Gasy : les prochains spectacles se feront à l’IKM
L’association «Sehatra Bà gasy» organise tous les mois plusieurs activités culturelles, comme les rencontres entre les groupes qui adoptent le genre musical bà gasy. Ainsi, tous les derniers dimanches...
View ArticleSambasamba… : hiaka-tsehatra indray i Balita
Hangingina ireo sehatra lehibe fanaovana fampisehoana amin’ity faran’ny herinandro ity. Na izany aza, tsy ho tapi-dalan-kaleha akory ireo mpankafy mozika. Misy ny seho miavaka miandry azy ireo. Tsy...
View ArticleFanabeazana maha olona : misy fiantraikany amin’ny toe-tsaina ny mozika henoina
Fialamboly, manala sorisory, mandrotsirotsy… Samy tranga sy zava-misy ateraky ny fandrenesana mozika avokoa ireo. Mazana, hatreo ihany ny fandraisan’ny olona ny fiainana miaraka amin’ny mozika. Tsy...
View Article“Festival Sômarôho!” : efa niomana ela ny mponin’i Nosy Be
Hita taratra ny fiomanana! Efa tafiditra tsara anatin’ny hetsika handrasan’ny mponin’i Nosy Be ny “Festival Sômarôho!”, raha tarafina tamin’ny “carnaval” fotsiny… Tsy mangingina toy ny atoandro rehetra...
View Article« The revival 2 » : rindran-kira ho famohazam-panahy
Hotanterahina ao amin’ny Carlton Anosy, ny 28 aogositra izao ny « The revival 2 » na ilay rindran-kira ara-pilazantsara ho famohazam-panahy ny tsirairay. Hetsika karakarain’ireo tanora lahy sy vavy...
View ArticleTarika Lahatra : ampahafantarina ny « Fiainam-baovao »
“Fiainam-baovao”. Io indray ny lohatenin’ny rakikira vaovao an’ny tarika Lahatra, tsy zovina intsony eo amin’ny tontolon’ny fitoriana ny Filazantsara an-kira. Toy ny fanaon’izy ireo tamin’ireo vokatra...
View ArticleEclipse solaire : l’observer est tabou, selon la culture malgache
L’éclipse solaire est un phénomène astronomique qui survient rarement. Selon Wikipédia, si ce phénomène se produit sur notre planète une fois tous les six mois, il repasse au même endroit seulement...
View ArticleCemdlac : nafana ny « Afom-poezia »
Tononkalo 15 isaky ny mpanoratra dimy mirahalahy ! Niantsa fitiavana i Zara Aina, Lahatra, Idealy Fahafahana, Jaonary ary Faniry. Nanolotra ity antsa tononkalo tetsy amin’ny Cemdlac Analakely, omaly...
View Article“Bà gasy an-tsehatra” : zava-baovao ny etsy amin’ny IKM
Hotontosaina etsy amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM ) etsy Antsahavola, rahampitso tolakandro, ny “Bà gasy an-tsehatra”, hetsika fanaon’ny Sehatra bà gasy isam-bolana. Ho hita taratra...
View ArticleSarimihetsika : hivoaka VCD/DVD ny « Adisanina copain »
Toy ny nahalalana ny sarimihetsika novokarin’ny orinasa Scoop Digital hatramin’izay ifangaroana fihetseham-po samihafa ny tantara « Adisanina copain ». Hivoaka an-kapila mangirana (VCD/DVD), manerana...
View ArticleSchool of wild : « Let’s dance » pour le jubilé
Comme tous les ans, l’école de danse dénommée « School of wild » organise un spectacle baptisé « Let’s dance », afin d’exploiter les talents de ses élèves. Cette année, il se tiendra, le 4 septembre...
View ArticleThéâtre : « The fisherman » jouée par Zara Aina
Dans le cadre de la clôture officielle de l’année scolaire, l’ambassade des Etats-Unis et l’association Zara Aina ont offert un spectacle baptisé « The Fisherman » hier, à l’American center à...
View Article