Vazo tsy tontan’ny ela : nampatsiahy ny mampiavaka azy ny tarika Jeneraly
Anarana tsy zovina amin’ny mpankafy zavakanto ! Nampitambolona tsiahy ho an’ny ankamaroan’ny olona niaina izany tamin’ny vanim-potoana nitsimohany sy nampiroborobo azy… Tarika Jeneraly ! Ny zoma alina...
View ArticleAny ivelany : nodimandry i David Bowie
Nindaosin’ny fahafatesana, ny alahady teo tany New York, rehefa niady tamin’ny aretina homamiadana nandritra ny 18 volana, i David Bowie, teratany britanika, mpihira malaza eran’izao tontolo izao,...
View ArticleHira ara-pilazantsara : ho tonga eto amintsika ny Héritage
Ho an’ny mpankafy hira ara-pilazantsara, tsy zovina amin’izy ireo intsony ny Héritage, tarika ahitana ny fampiaraham-peon’i Sebastian Demrey sy Jimmy Lahaie. Ho tonga eto amintsika izy roa lahy ireo...
View Article« Ironic Paper » : Tahina ouvre le bal
Tahina Rakotoarivony, le directeur et non moins fondateur de l’Is’Art galerie se dévoile à nouveau. L’artiste plasticien ouvrira ainsi la saison artisitque de sa galerie, La Teinturerie à...
View ArticlePrix Joseph Ramanakamonjy : c’est parti pour la deuxième édition
L’association Joseph Ramanakamonjy organise la deuxième édition du Prix Joseph Ramanakamonjy, un grand peintre malgache, particulièrement célèbre en Europe, qui s’est surtout démarqué par ce qu’on...
View ArticleLoka « Joseph Ramanankamonjy » : hisy ny fampianarana manao hosodoko
Kanto miaina ary hanana ny hoaviny ny hosodoko malagasy. Manaporofo izany ny hanatontosan’ny fikambanana Joseph Ramanankamonjy ny « Prix Joseph Ramanankamonjy » andiany faharoa, ny 18 hatramin’ny 24...
View ArticleEndrika amam-bika : haneho ny « Ironic Paper » i Tahina Rakotoarivony
Fampirantiana hairahan’ny ankehitriny. Hanokafan’ny Is’Art Galerie La Teinturerie Ampasanimalo ny hetsika ataony amin’ity taona ity, haneho ny « Ironic Paper » i Tahina Rakotoarivony, ny 14 janoary...
View ArticleSandratra : l’année poétique ouverte à Antsirabe
Pour commencer l’année, le Faribolana Sandratra a organisé un récital poétique, samedi dernier à l’Alliance française d’Antsirabe. Six poètes ont ainsi animé la scène de l’Alliance française...
View ArticleJina Randriamiharison : la peinture pour attirer les touristes
Le peintre Jina Randriamiharison est actuellement dans la capitale pour une exposition d’un mois à la galerie Art’ko à Antsahavola. Son objectif est de partager son talent à travers des échanges qu’il...
View ArticleFeno Tolotra R., Ragasy, Masoandro : hanolotra antsa « Fo vato »
Taorian’ny fandraisana anjara tamin’ny « Rombom-panahy » I, nanapa-kevitra i Feno Tolotra Ramihary sy Ragasy miampy an’i Masoandro fa hanolotra ny « Fo vato ». Antsa tononkalo tontosaina etsy amin’ny...
View ArticleTokony ho fanta-daza… : vitsy mpahalala ny mpanao hosodoko
Pablo Picasso, Léonard de Vinci, Van Gogh Vincent… Malaza eran’izao tontolo izao ireo mpanao hosodoko vahiny ireo. Tokony tsy ho ambakan’izany koa ny Malagasy. Ny olana, tsy ampy na tsy nisy mihitsy...
View ArticleSolika : du Kalon’ny Fahiny à l’AFT
Pour célébrer ensemble cette nouvelle année, le groupe Solika invite ses fans à leur premier concert qui se tiendra le 5 février prochain à l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) sise à Andavamamba....
View ArticleLibertalia Music Records Un one-woman show avec Fanja Rakotondrahaja
Le Libertalia music records s’est fixé comme mission entre autres de détecter les artistes talentueux qui méritent un coup de pouce pour se lancer dans une carrière musicale prometteuse, que ce soit au...
View ArticleMode –« Edition limitée » : une aubaine pour les créateurs
Enfin, un programme dédié aux créateurs de mode est ouvert à tous les intéressés du secteur. L’Organisation internationale de la francophonie (OIF) lance un appel à projets et candidatures dans le...
View ArticleFandaharam-potoana 2016 : manome lanja ny tetikasa ahitam-pamoronana ny IFM
Nampahafantarina tamim-pomba ofisialy, omaly, ny fandaharam-potoan’ireo hetsika ara-kolontsaina sy ara-javakanto hotanterahin’ny Institut français de Madagascar (IFM), etsy Analakely, mandritra ity...
View Article“Tafaray samy tia” : hanamarika ny fetin’ny mpifankatia ny sehon’i Dadah sy...
Hiram-pitiavana ve? Angamba anisan’ireo mpamorona manana maro sy kanto indrindra i Dadah. Maro tamin’ireny no nahafantarana ny tarika Mahaleo, ary misy koa niarahany tamina mpanakanto hafa, na tao...
View ArticleFampiasana ny teny : marefo sy tsy ampy fiarovana ny teny malagasy
« Teny velona ny teny malagasy » ! « Toy ny mihira ianareo rehefa miresaka » ! « Na midadasika aza i Madagasikara, manana teny iraisana isika. Afaka mifankahalala tsara » ! Kisarintsarina fandokafana...
View ArticleSaint-Valentin : « Tafaray samy tia » à l’affiche
Dadah et Fafah ne sont pas que de simples membres du groupe Mahaleo, le duo est aussi à l’origine des plus belles chansons d’amour du groupe. Ainsi, dans le cadre de la célébration de la...
View ArticleFestival multidisciplinaire : « Kool T’saina » dans les ruelles de la capitale
La première édition du mini festival multidisciplinaire dénommé « Kool T’saina » a eu lieu vers la fin de l’année dernière aux 67 Ha. Plusieurs jeunes sont venus assister et prendre part à cette grande...
View Article“Vadiko tiako” : mandrisika ireo mpanatontosa rakitsary hifaninana i Hil Chaffre
Ny mozika, mahalala sisin-tany. Porofon’izany, tsy tany hafa ho an’i Hil Chaffre i Madagasikara. Mpanakanto teratany reonioney izy, saingy mahalala tsara momba an’i Madagasikara sy ny mozikany, ary...
View Article