Faribolana Sandratra : « Mitsena masoandro » ny poeta
… Fa tsy voatery hametsovetso ny zava-tsy mety ao anaty fiarahamonina fotsiny ! Ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM Tohatohabaton’Antaninarenina) ny 23 janoary izao, hanatontosa ny antsa tononkalo...
View ArticleSeho hafakely : hiray sehatra i Volahasiniaina sy Raboussa
Mampifandray ny mozika ! Izay no azo amehezana ny vokatra hoentin’i Volahasiniaina Linda sy Raboussa an-tsehatra, rahampitso hariva etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely....
View ArticleCraam : la culture traditionnelle à l’honneur
Une nouvelle année, une nouvelle formule. En effet, cette saison, le Centre de ressources des arts actuels de Madagascar à Ankatso propose dans son programme des évènements plus folkloriques en...
View ArticleAlliance Française Antsirabe : Pit Léo valorise la musique urbaine de Bira
Pit Léo, de son vrai nom Beera Mahandry de la ville d’Eaux est le compère de scène de Sayd de Tanà de toujours, comme ce fut le cas, entre autres, lors de leur concert qui a eu lieu dernièrement au...
View ArticleRFC : plus que quelques jours pour les candidats
Même si la prochaine édition du festival Rencontres du film court (RFC) ne se tiendra que du 15 au 23 avril prochain, le comité d’organisateurs a déjà lancé un appel à films depuis décembre dernier, et...
View ArticleTontolon’ny hira 2016 : handeha irery i Fetra
Filalaovana sarimihetsika. Tontolo anisan’ny tena nahafantarana an’i Fetra. Nisongadinan’ny talentany, ohatra, ny « Malok’ila ». Mpikambana ao amin’ny Rajao mianakavy. Mpamorona, mpitendry, mpanentana...
View ArticleMbola olana… : vitsy mpanohana ny hetsika momba ny hosodoko
Amin’ny ankapobeny, ny hetsika ara-mozika aloha hatreto no mahasarika kokoa ireo mpanohana (fanjakana, orinasa, fikambanana, olon-tsotra, sns). Araka izany, ho an’ny seha-javakanto hafa, mbola sarotra...
View ArticleSoloky hafahafa : misy mivarotra ny lamba Fimpima
Entin’ny fikambanana iray manamafy fa mpikambana ao aminy ny fananana sy fitondrana salotra na lamba eo an-tsoroka. Hanehoana ny mampiavaka ilay fikambanana rahateo izy ireny. Iharan’ny soloky hafahafa...
View ArticleFiarovana ny vakoka : nahazo fanohanana ny lapan’Andafiavaratra
Anisan’ny tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny governemanta amerikanina ny fanampiana ireo firenena manana vakoka mila arovana. Anisan’izany i Madagasikara. Nanomboka ny taona 2001, tetikasa 750...
View ArticleAFT : hisantatra ny fampisehoana ry Solika
Hisantatra ny lampihazon’ny Alliance française, etsy Andavamamba (AFT), amin’ity taona vaovao ity, ny tarika Solika. Ny zoma 5 febroary hariva no hanoloran’izy ireo ny hakanton’ny kalon’ny fahiny, ao...
View ArticleMusée d’Andafiavaratra : la sécurisation renforcée
Conscient du grave problème d’insécurité qui pèse sur les musées et palais à Madagascar, les Etats-Unis ont accepté de financer le projet appelé «Sécurisation du musée Palais du Premier ministre du...
View ArticleAntsirabe : hiaka-tsehatra ao amin’ny Afa i Pit Léo
Iray amin’ireo tanora maro manan-talenta vao misandratra eo amin’ny sehatry ny kanto ao andrenivohitr’i Vakinankaratra i Beera Mahandry, fantatra amin’ny hoe Pit Léo, amin’ny maha mpanakanto azy. Mivoy...
View ArticleMpanoratra sy asa soratra taona 2016 : hanatevina ny hetsika fanaony ny Havatsa
Havatsa-Upem, fikambanana anisan’ny zokiny indrindra eo amin’ny fikajiana sy fampivelarana ny tontolon’ny asa soratra. Marobe ny hetsika efa natao tao anatin’izay taona marobe niorenany izay....
View ArticleLes artistes « en scènes » : l’OIF soutient l’art contemporain
Selon l’Organisation internationale de la Francophonie (OIF), la culture et l’économie entretiennent un lien étroit. Ainsi, soutenir la culture équivaut à donner un coup de pouce à l’économie. A ce...
View ArticleMCA : haranty ny harena ara-kolontsaina malagasy
Tonga ny fotoana tokony hohararaotina, indrindra ho an’ny mpianatra ! Tsy inona no tian-kambara eto fa ny hetsika karakarain’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny asa tanana, miaraka amin’ny Alliance...
View ArticleFaran’ny herinandro an-tsary
Nampanakoako indray ny salegy môtro, antosy, sns, tetsy amin’ny Le Glacier Analakely i Din Rotsaka. Nampiady ny feomangany tao amin’ny Piment Café Behoririka i Mahery, Rija Ramanantoanina ary...
View ArticleMozika miainga amin’ny nentin-drazana sy rap : « Voarain’ny olona tsara ny...
Niavaka ny seho ! Vokatra hafa mihitsy no nentin’i Volahasiniaina sy Raboussa teny an-tsehatra tetsy amin’ny IFM Analakely ny faran’ny herinandro teo. Seho nahasarika mpankafy zavakanto. Volahasiniaina...
View ArticleFestival International Musica 2016 : Rajery et Jordi Savall sur une même scène
Le prince de la valiha, Rajery, est actuellement à l’étranger dans le cadre du projet « La route de l’esclavage ». Accompagné par d’autres artistes étrangers, il participe au festival international de...
View ArticleRaboussa et Volahasina : « Otran’lah » a cartonné
L’Institut français de Madagascar (IFM) à Analakely a eu raison de miser sur Volahasiniaina et Raboussa. Le concert inédit qui s’est tenu vendredi dernier a connu un tel succès que les deux groupes...
View ArticleDah’Mama : un nouvel album pour cette année
Bonne nouvelle pour les fans de Dah’Mama. Après « Tompon’ny lakilé », ensuite « ‘Zay les conditions », la star dévoilera un nouvel album cette année. Elle nous en dit un peu plus sur cet opus et son...
View Article