Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Edwardo Jaomazava : un spectacle pour les enfants

Si le public a depuis toujours connu Edwardo Jaomazava en tant que slameur, sous le pseudonyme de «Kaporal», actuellement, il se tourne vers d’autres disciplines en devenant musicien et comédien à la...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

35 ans de scène de Rajery : le meilleur pour la fin

«Cette année, je célèbre mes 24 années de tournées nationales et internationales, mes 32 années de scène et surtout mes 35 années en tant que musicien avec mon instrument de prédilection, la valiha», a...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Festival : andiany faha-14 ny « Jerijery »

Anisan’ny hetsika goavana fanao isan-taona ao amin’ny faritr’Analanjitofo ny « Festival Jerijery » tanterahina any Vavantenina. Hiditra amin’ny andiany faha-14 izany, manomboka  ny 28 oktobra ka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpitantana tranomboky sy arsiva : 0,5% ihany no nahazo fiofanana

Haverina amin’ny hasiny ny asa aman’andraikitry ny mpitantana tranomboky sy arsiva na tahirin-kevitra eto Madagasikara. Anisan’ny fanamby hiatrehana ny Seminera iraisam-pirenena momba ny tranomboky sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faha-70 taon’i Lalao Rabeson : fehezan-kira mendrika no hatolony ny alahady izao

Lanonambe indroa miantoana ifampizarana. Izay no hanamarihan’i Lalao Rabeson ny faha-70 taonany eto an-tanindrazana. Fanomezana manokana natolotry ny mi’Ritsoka production ho azy ireo seho an-tsehatra...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

70è de Lalao Rabeson : tout est désormais mis en œuvre

Lalao Rabeson fêtera ses 70 piges sur scène, au pays, ce mois d’octobre. Pour Mi’Ritsoka production, l’organisateur, l’artiste mérite bien une organisation et des spectacles hauts en couleur, et dignes...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Film d’animation  : «Soa et les mammifères marins», au High Tech Expo

Le High Tech Expo se tiendra pendant trois jours au Carlton Anosy et ce, à partir de demain. Nelli Studio, une start-up spécialisée dans les films d’animation 2d/3d y participera, et propose un...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Danse  : Ariry revient avec « Aza kivy »

Samedi prochain, la Compagnie Rary, dirigée par Ariry Andriamoratsiresy présentera sa dernière création intitulée «Aza kivy». Le spectacle se tiendra à l’Institut français de Madagascar (IFM) Analakely...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Zavakanto an-drenivohitra : natao ho fitaovana fanentanana ny mpiara-monina

Tsy haingon-tanàna fotsiny. Natao hanentanana ny mpiara-monina koa ny zavakanto arak’endrika amam-bika. Anisan’ny tanjon’ny « Festival de l’Art Urbain » na zavakanto an-drenivohitra andiany faharoa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kabary – Sarivazohafa : hiditra ny andiany faha-11

Taninketsa, mpiofana ary takalo. Samy sokajy hita ao anatin’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy sampana Sarivazohafa miorina etsy amin’ny sekoly Marie Thérèse Ledochowska Anatihazo avokoa ireo. «...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Dô Rajohnson : nivoaka ny rakikira fahadimy

Tsy nangina fa niketrika. Fotoana naharitra vao nipoitra indray ny vokatra vaovaon’i Dô Rajohnson. Nivoaka ny rakikira fahadimy « Ianao ilay mamiko », misy hira sivy. Ho karazany roa izy io ka misy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kolontsaina sy fizahantany : manodidina ny efatra hetsy ny nijery « Hiragasy...

Hifarana ny alahady izao ny hetsika « Hiragasy Makotrokotroka », ho an’ny amin’ity taona 2015 ity. Raha ny nambaran’ny mpikarakara, ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana), tsy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toliara : raikitra ny « Vez’tival » voalohany

Nanomboka, omaly, ary hifarana rahampitso ny hetsika ara-kolontsaina, fanatanjahantena, ary fizahantany « Vez’tival » andiany voalohany eto Toliara. Haseho mandritra izany amin’ireo mpizahatany ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lalaina sy Nathalie : fitoriana anaty fahatsorana

Nanapa-kevitra ny hampiasa ny talentany i Lalaina sy Nathalie. Mitory ny fahasoavan’Andriamanitra ao anatin’ny fahatsorana. Fomba fihira, fianjaika, tononkira, sns, samy maneho izay fahatsorana izay...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hiragasy  makotrokotroka : la grande finale, demain

Depuis le mois de juillet dernier, l’Office régional du tourisme d’Analamanga (Ortana) organise un concours de Hiragasy baptisé «Hiragasy makotrokotroka» tous les dimanches. Cet événement touche à son...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Xème colloque national  : les 29 Alliances françaises représentées

Comme chaque année, la direction générale de la Fondation Alliance française à Madagascar (AFT) organise un colloque national en choisissant cette fois comme thème «Les Alliances françaises de...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Musique  : Fara John’s lance FJ Production

Les ponts seraient-ils coupés entre Jerry Marcoss et Farah John’s ? On n’en sait pas trop, ni la chanteuse, ni le chanteur ne veulent pas y apporter réponse. Une chose est néanmoins sûre, Farah John’s...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiainana maha mpanakanto, mpanabe… : olona tsotra, tia asa, nankamamian’ny...

Nodimandry teo amin’ny faha-44 taony Ratovoherinirina Michel na Ramika, iray amin’ireo andrarezin’ny tantara an-tsary malagasy. Olona niaina tao anatin’ny fahatsorana. Nankamamy ny fifandraisana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

70 taonan’i Lalao Rabeson : zakany an-kira ireo tanora, omaly

Tanora 15 hatramin’ny 70 taona. Indray zakan’i Lalao Rabeson tamin’ny angolam-peony tao amin’ny CCEssca, Antanimena ireo, omaly. Niara-niredona taminy ireo hira rehetra ny mpijery. Mainka nanome lanja...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faran’ny herinandro an-tsary

Folak’i Mendrika tanteraka ny amponga maroanaka tamin’ny nanehoany ny seho « Rengodona » niaraka tamin’ireo rahalahiny tao amin’ny CGM. Tsy misy ambara fa lafatra ny fahazaran’i Mahery, Rija...

View Article
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live