Quantcast
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Festival Somaroho : l’arrivée de Toofan au pays, confirmée

Le comité d’organisation du festival Somaroho de Nosy Be a confirmé l’arrivée du groupe Toofan au pays dans les jours à venir. Cette célèbre formation musicale togolaise donnera trois spectacles à...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Renala production : hisy ny « Tournée Melaky »

Ankoatra ny rindrantsary, mamokatra hetsika kolontsaina ihany koa ny Renala production araka ny nambaran’i Benarivo Richard. Hanomboka ny 22 aogositra ho avy izao ny « Tournée Melaky » karakarain’ity...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fomba Tsimihety : hasongadina mandritra ny « Lampogno» ny « fangalam-baiavy »

Firaisankina, fifanomezan-tanana amin’ny raharaha hatao. Maneho ny « Lampogno » izany. Tazana ao anatin’ny fomba « fangalam-baiavy tsimihety », izay hampahafantarina mandritra ny andiany faha-8 amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kolontsaina, Fialamboly, fanatanjahantena : hiainga anio ny « Grande Evasion...

Etsy amin’ny Cemdlac Analakely, anio amin’ny 6 ora sy sasany maraina, hanainga hihazo ny faritra atsimon’ny Nosy ny « Grande évasion Isalo 2015 ». Fitsangantsanganana manana endrika kolontsaina sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nafana Antsahamanitra… : mitana ny toerany hatrany ny « Manala azy »

Andiany faha-23 sahady… Efa manan-janaka nanala ny fanadinana baccalauréat ireo nampifanojoan’ny « Manala azy » voalohany. Mbola tazana namaly hatrany ny antson’ny Olombelo Ricky sy ny tariny ihany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faha-65 taona : hamoaka boky lehibe ny Havatsa-Upem

Anisan’ny asa goavana miandry ny fikambanana Havatsa-Upem ny fanomanana ny faha-65 taony amin’ny taona 2017. Fantatra fa hamoaka boky lehibe iray izy ireo mandritra ny fanamarihana io vanim-potoana io....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Manala azy  : Ricky revient aux sources

Pari réussi pour Olombelo Ricky, celui de faire de «Manala azy» un événement incontournable, au-delà d’un simple concert. Non seulement il a cartonné, hier à Antsahamanitra mais a également prôné la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Sômaroho ! » Nosy Be : vahinin’i Wawa ry Toofan, avy any Togo

Raikitra indray ny fetibe mandritra ny herinandro tsy an-kiato any Nosy Be. Ankoatra ireo mpanakanto malagasy, handrasana ihany koa ry Toofan. Ho avy eto Madagasikara ny tompon’ny dihy « gweta » !...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hatsaram-bika sy endrika : hisy ny « Miss Madagascar en France »

Matetika eto an-toerana fotsiny, na tany ivelany ihany no nanatontosana hetsika nifantenana ireo tovovavy tsara bika aman’endrika hatramin’izay. Hiova izany amin’ny fifaninanana « Miss Madagascar en...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lalao Fanorona : kolontsaina fianarana ny fiainana no fialam-boly

Tsy matory fa mierim-panahy. Izay no azo ilazana ny lalao fanorona eto amintsika. Na toa niniana tsy nomen-danja tao anatin’ny 100 taona mahery aza, niotrika sy nolalaovina isaky ny zoron-tanàna...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

 « Miss Madagascar en France » : retour aux sources

C’est officiel. Le concours de beauté « Miss Madagascar en France » débarque au pays pour élire la représentante de Madagascar dans la course au titre de « Miss de l’Île Rouge 2016 ». Si d’habitude, ce...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Croix-bleue : un concert de solidarité à l’affiche

Organisé par l’association Vokovokomanga Loterana Malagasy 67 Ha (VLM 67 Ha), un concert de solidarité évangélique se tiendra au Dôme RTA à Ankorondrano, demain dans le cadre des actions de...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kolontsaina faran’ny herinandro

 Feo avo, maranitra, mora, mafy… Namoahan’i Salomon ny kalon’ny fahiny, hiran’Imerina, hira tsy tontan’ny ela, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, omaly. Kanto tokoa ny fampiaraham-peon’i Lizah Raseta sy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Raitra ny seho… : fitia nifamaly ny an’i Nono sy ireo mpankafy

Nisy fotoana, latsa-dranomaso mihitsy i Nono… Nandray azy tsara ireo mpijery ary tsy lefy laza ireo hirany. Fihaonan’ny tia sy ny manina ny seho. Sehatra lehibe, manatrika ny mpijery amin’ny « gradins...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Pazzapa Next Generation » : niditra ny « Hôtel Pazzapa » ireo mpifaninana

Raikitra amin’izay ny tena fifaninanana. Niditra ny « Hôtel Pazzapa » tetsy Ivato, omaly, ireo mpifaninana 18, tafavoaka tamin’ny dingan’ny fifanintsanana, tamin’ilay fifaninanan-kira « Pazzapa Next...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Evénement télévisé : Pazzapa Next Gen et Telma, main dans la main

Pazzapa, le fameux concours de chants télévisé, créé et diffusé depuis 2003, promeut depuis plus de 10 ans déjà le talent des jeunes malgaches. Aujourd’hui, le concept revient avec plus d’innovations...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Festival Lampogno : la culture et la tradition à travers le temps

Depuis sa création en 2008, le festival Lampogno est devenu un rendez-vous incontournable dans la région Sofia. Cette année, la 8è édition  débutera en fanfare le 27 août prochain à Antsohihy. Cette...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tomi Dadarozy  : un musicien aux rythmes multiples

Tomi Dadarozy, de son vrai nom Fidy Manantsoa Rasolofoson, la quarantaine bien sonnée est un informaticien de profession mais bourré de talent en tant que musicien auteur-compositeur,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nono  : 25 ans après, toujours le même succès

Nono a partagé un moment de retrouvailles samedi dernier avec ses proches et ses fans, le temps d’un concert qu’il a donné au palais des Sports et de la culture à Mahamasina. Une voix magique et...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rakikira vaovao : hamoaka ny « Zaho’zany te… » i Tomi Dadarozy

Nirotsaka teo amin’ny sehatry ny mozika tany amin’ny taona 1990 i Tomi Dadarozy. Nivoy gadon-kira maro izy tamin’izany. Ankehitriny, misy ny vokatra vaovao hatolotra ny mpankafy tsy ho ela. Eo...

View Article
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live